Resy vé zay manara-dàlana? Tsy mijanona io ary mitohy
1. penguin
(
12/03/2009 05:50)
Na inona hitranga na inona hidona ny ara-dàlana ihany ny anay na ho resy tosikin'ny barofo na ahoana. Tsy karazanay ny mifaly sy mitaingina izay mihevitra ho matanjaka amin'ny tsy izy. Maninona moa raha ny "Sergent sy Caporal" no atao Praiministra satria ireo no mahavita mamaly Jeneraly. Vahoaka madinika tompon'ny laka ka ho avy tsy ho ela ny resaka hilazana indray hoe aleo izay mahay no hitondra. Tsy mitsoaka izahay fa mifampitady eto hatrany satria tsy hanaraka ny ratsy ka ny alika avy no hanalana demony avy eo mandoro sy mandroba fananan'olona.
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:45
3. saranga
(
12/03/2009 06:08)
Efa noteneniko foana fa ireto TIKO's boy an-dRavalo ireto no nanimba azy. Ka Ravalo ange sarotra tenenina e, rabaradaka, hono, efa niteny azy direct fa eee ! Tenenina fona fa eee ! I TGV ndray dia tsy homeko 1 volana raha sanatria ka izy no hitondra eo dia rava, ary ny loza dia ity, ho tifirin'ny ekipan-dRatsiraka izy mba hanasoketana an-dRavalo. Tandremo fa misy lesona azo raisina io
5. rabaradaka
(
12/03/2009 06:55)
Dadatoa saranga aza ampidirina amin'ny pataloha tery aho. Ny tsy mazava amiko aloha de ity Odon Razanakolona ity e, inona marina no ao antsainy e ? Fa aleo amboarin'ny tafika ny resaka de zao: ampireven'ny tafika ny vahoaka, soloina ny PM sy ny ministre rehetra de Ravalo ao ihany. Mety dadatoa
6. ainaheri
(
12/03/2009 08:08)
Iza no ara-dalàna? D iza no tsia?? Inona no nahatonga ny korontana?? Noho ilay ara-dalàna nataon'ilay anankiay ve?? Raha ara-dalàna ny mpitondra,naninona no niaiky ny fahadisoany,donc nisy zvtr tsy nety nataony zany tao,tsy ara-dalàna zany amiko!!! Tsy io irery ihany fa ny fanaovana ampehimamba ny orinasa madinika sy ny efa mandroso,sasatra roahina izay tsy mifanaraka aminy,NANINONA ZAO NOROAHINA NY DG-NY CORA?? Fitiavan-tena diso tafahoatra,tsy iraharaha ny hafa,raha oul manjary le8,tokony hitsinjo hoe,raha hidiko ty orinasa ty d aona ny mpiasa ao??? Ny tombotsoany no mahafatifaty azy,hany ka nafangarony @ fitondram-panjakana ny fitantanana orinasa!!!!!
7. fijo
(
12/03/2009 21:45)
fa ngah arehefa aradalan a,dia tsy manoa fahadisoana????aiz akosa letsy izany.i bush izao aradalana,dia sahin'ialahy ve ny hiteny fa nety daholo ny nataony???i sarkox izao aradalana;dia hiteny amiko ve ialahy fa tena nety aby ny nataony teo???aoka letsy.
tsy manala ny tsy mety vitan'i eavalo koa anefa izany teniko izany
tsy manala ny tsy mety vitan'i eavalo koa anefa izany teniko izany
