Ny merina

1. xxx ( 11/03/2009 22:02)
Ry zareo :!:
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:23
2. fijo ( 11/03/2009 22:06)
tsy fahotan aakory ny maha merina.
3. xxx ( 11/03/2009 22:10)
et alors inona no problem,
4. fijo ( 11/03/2009 22:11)
izay ka,tsy fahotana akory izany
5. ifiona ( 11/03/2009 22:12)
inona ilay fanontaniana?
6. sitlo ( 11/03/2009 22:15)
A battre ve ilay merina. Dia iza intsony no ho ....
7. tafondro ( 11/03/2009 22:18)
On l' est et fière de l' être .Sa ahoana hoy ny sasany ?
8. TEGEVE ( 11/03/2009 22:28)
anaka isany malagasy daholo isika (l) (l)
9. tafondro ( 11/03/2009 22:59)
Ho an' isekely TEGEVE maroanaka ,mba farito kely ary hoe iza no tena atao hoe malagasy izany @ izao fotoana izao !
10. sitlo ( 11/03/2009 23:06)
Ny antsoina hoe malagasy?

Izay vonona hiaro ny tanindrazany amin'ny vahiny. De gre ou de force
11. xxx ( 11/03/2009 23:12)
na ianao merina na TEZEVE merina na sitlo ve dia tsy samy malagasy ,fa ialahy ve mbola hiverina hilalao kanety :-D :-D :-D
12. ndenn ( 11/03/2009 23:16)
Fanontaniana ho an' i TEGEVE kosa angamba ilay napetraky M . tafondro teo ka !
13. xxx ( 11/03/2009 23:21)
On l' est et fière de l' être .Sa ahoana hoy ny sasany ?

ca nous fait honte de les avoir depuis 1894.
14. TEGEVE ( 11/03/2009 23:26)
anaka isany ireo foko rehetra eto mada dia malagasy avokoa fa ireo no navondron- ny nosy , raha misy koa rà gasy mikoriana ao anatinao dia malagasy ianao n'aiza n'aiza no misy anao ,(eny aza na misy ny mandà sy milanjalanja orona hoe tsy gasy aho nefa mezan'ny vazaha fotsiny koa izy ireo)
MADAKASIKARA HO AN'NY MALAGASY ARY NY MALAGASY KOSA HO AN'I MADAKASIKARA (l) (l)
15. sitlo ( 11/03/2009 23:27)
Dia tsy misy mahazo mamaly izany?
16. sitlo ( 11/03/2009 23:32)
raha misy koa rà gasy mikoriana ao anatinao dia malagasy ianao n'aiza n'aiza no misy anao


na simbainao tahaka ny inona aza i Gasikara?

Tsia kosa! Aleo hanomboka eo ny ady dia ho hitatsika eo hoe iza sy iza ary ilay tena malagasy. Izay mitsoaka any amin'ny "ambassade de tsy haiko" any dia efa tsy gasy izay.
17. pikatti ( 11/03/2009 23:41)
io lesy hotranelah nitsoaka fahantrana taty mada nakany frantsa ihany a dia tsy gasy zany elah :-D :-D :-D
18. sitlo ( 11/03/2009 23:45)
Fa izaho nandoro trano na iray aza?
19. pikatti ( 11/03/2009 23:50)
fa elah mpanendaka :-D :-D :-D :-D
20. sitlo ( 11/03/2009 23:51)
nataoko fa mba nisaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5225