Mankasitraka tanteraka ireo miaramila nisambotra tgv anio

1. pimaso ( 11/03/2009 15:31)
Dera sy Voninahitra no atolotray ireo miaramila roa camion sy jeep roa nisambotra ireo tgv anjatony anio,
tohizo tompoko ny fahatsampantenanareo fa kely sisa dia to tapitra ny isan'ireo tgv mpanakorontana ireo
raha ilaina dia tifiro toy ny anio fa zay Malagasy rehetra tia ny Madagasikara hanakan dalana toy ireny anio ireny, tsy lasa lavitra intsony ireo jilahy tgv ireo fa efa manomboka tonga saina daholo ny vahoaka tsy voavidin'ny frantsay ka efa leo korontana , 18.000.000 tapitrisa ny isan tsika raha mamono 10 isakin 'ny kartie isika tapitra ireo 13 may ireo
efa nanao liste ny olona rehetra anio
Misaotra ny tia tanindrazana rehetra
Ny Tena Malagasy Marina
novalian'i xl ny 12/03/2009 09:26
2. andrywui ( 11/03/2009 15:51)
Tsy TGV zany oa ireny fa mpandroba mpananararaotra ka tsara mitsy hazain'ny miaramila any !! za ary mino oe bandin'ny TIM iany reny fa mamono afo !!!

:idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea:
3. xxx ( 11/03/2009 17:06)
karavio aza hamela mihitsy e :evil:
4. pikatti ( 11/03/2009 17:43)
aiza i karavasy é,ataovy maimay ao lesy reo tgv reo a :-D :-D :-D :-D
5. andrywui ( 11/03/2009 18:14)
nemportekoa !!!
6. xxx ( 11/03/2009 18:20)
aza hamelana e ,mpandroba sy ny jomaka be no mitady manararaotra ,
7. fijo ( 11/03/2009 20:32)
tgv ireny ry andrywi an,nareo wa aza manary ny akamanareo
8. fanou14 ( 12/03/2009 06:34)
io ndray aloha tsy mankasitraka na tsi fa refa mpandromba na avy @ tim na tgv dia aleo faizina kely . oh ny an'ny tim teny mahamasina koa zao ; milaza ianareo fa tsy manimba nefa naninona anareo moa ny auto ny olona teny , dia lay hoe operation karana fa nanino anareo ny karana? raha hendry nareo manaiky ny resy fotsiny ny ra8 aza efa niaky fa diso point final tsy asiana resaka be tsony . zao ndray guy las a nitsoaka ny ianareo mifamono oh biby eo izy anefa efa any ampita mipetrapetraka tsara miaraka @ milliard tsy lany teto e ? enao io nefa mba aiza ? mifampiatsy ady eto fotsiny , dia maninona zao no nalaina lay auto fangalana fako reny fa tsy navela ny olona analana ny fako ? mba mieritereta aloha e
9. xl ( 12/03/2009 09:26)
Aza mbola mi-geste oa alou eee:

Zao fotsiny no diniho kely: Ôtran'ny hoe mahazo aina zany nareo TGViste zao satria hoe nandresy sa tsy zany????? Nefa ny zava-misy au contraire amin'izay (viva tsisy mande, antsiva tsy mande, tgv tsy hita ze nalehany, ministera tsy azo, ny mercenaire saika hampidirina tsy tafiditra....) Zay anefa le tanjonan'ny fitondrana hi-calmer anareo nefa ny fahefana tsisy azonareo.
Mila mandini-tena nareo fa tena amidin'i Ra8 @ ariary folo fotsiny.
Zao zao nareo mbola voajonony ihany koa @ assise nationale hanatrika nareo mahazo aina izy FA RAHA TSY HANATRIKA EO KOSAAAA Dia efa henonareo ny fanambaran'i ONU omaly de zany oe manana raison tsara izy refaveo hitsimpona nareo tsikelikely.
Zay alou fa @ manaraka za manome sopapa @ le resaka CAPSAT.... hihihihih vendrana tssss
Zany less ka stratégie ana mpitondra aaa


IANAREO NO TOKONY HANDINIKA KELY FA STRATEGIE AN'NY MPIVARO-DRONONO NO ARAHINAREO :angaha programme dra8 @ ity 2009 ity ny hanao negociation,ny hanao assise nationale ,nefa nahoana no nilefitra nanao an'izany rehefa mafy ny pression
Dia mbola hodinihina indray ve izany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2497