hisy fifidianana sy fitondrana

1. bazylou ( 11/03/2009 13:23)
miaramila eto Madagasikara . Ho feno hatrany anefa ny maty sy doro trano ary magazay.
Misaotra tompoko :-D :{ :-D :-D
novalian'i TIMTIKO ny 12/03/2009 00:31
2. Mirananirina ( 11/03/2009 15:31)
Tsy azoko ny tianao ambara.Miaramila natao hiambina ny doro trano ve??????????
3. andrywui ( 11/03/2009 15:36)
Raha miaramila on zan no mitondra de hitombo ny doroo tran sy ny maty sy ny bla,bla,bla, ... ko rah tsy adala ny miaramila letsy ko !!!! izy hiaro indray ve de hanao anzany eee !! tsy manao anzany letsy reo a!! ""ny teny filamatra aty amin'ny miaramila anie de hoe :Tandroka ho aron'ny vozona e"!! ka aza hosorampotaka letsy a!!

=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
4. bazylou ( 12/03/2009 00:10)
jereo tsara ary e!! mandrapaha tongany fifidanana voavo dia ry zareo no eo!! :-D :-D
5. TIMTIKO ( 12/03/2009 00:31)
HO HITANAREO FA RAPITSO NY VALINY :evil: :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0471