VADY AMANJANAK'IREO CAPSAT: OMEO NY LISITRA

1. nyavo2000 ( 11/03/2009 13:21)
RAHA TOA KA MAMPIASA HERY AMIN'NY VAHOAKA NY CAPSAT DE TSOTRA NY SOSO-KEVITRA, IZAY OLONA REHTRA AFAKA MANOME VAOVAO MIKASIKA NY MIARAMILA MPIOKO MANOMBOKA @ LE COLONEL Noel RAKOTONANDRASANA
HOE AIZA NY VADY AMANJANANY NO MIPETRAKA, AIZA NO MIANATRA, AIZA NY FIANAKAVIANY SNS....

MANANA ZO HIARO-TENA NY VAHOAKA SATRIA MBOLA 72h VAO HANDRAY NY ANDRAIKINY NY ZANDARY SY POLISY, NOHO IZANY DIA NY FIANAKAVIAN'NY MIARAMILA MPIOKO NO ATAO AMIN'IZAY TOKONY HANAOVANA AZY

OMEO NY LISITRA ARY ATAOVY MIPARITAKA AMIN'NY INTERNET
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:58
2. xxx ( 11/03/2009 13:24)
ireto avy: i rivo gui(efa lasa nipitsika), zany rabemanajara koa, ra8, lalao, sarah... tnga de ataovy maivoka mitsy ry ny iva2000 ah! :-D :@ :-D :@
3. tsinjo ( 11/03/2009 13:26)
aleo letsy ilamina ra nyavo2000
4. andrywui ( 11/03/2009 13:27)
Reto ndray ary ny tohinle listes tary ry nyavo a !!! tonga de vitao tsorairay any aby letsy reo !!!!
rainy: Nyavo
reniny:renin'yavo
zanany :zanak'yavo
dadany:dan'yavo
bebeany:bebean'yavo
dadatoany: : dadatoan'yavo


ndana mividy antsy de lero any aby reo olona mahasosotra anao ireo nyavo a!!!


5. xxx ( 11/03/2009 13:29)
Izay mihitsy no tsy maintsy hiafaran`io kôzy io !!!
6. patrick2002 ( 11/03/2009 13:44)
ary ny fianakavian'i AMMONIAC nandoto ny rivotry ny Iarivo ve homena voninkazo ry AVO ah! :roll: :roll: :roll:
7. TEGEVE ( 11/03/2009 13:59)
anaka nyavo aza manao resaka miantso ny hifamonoana hoatr'izany ianao efa misy fandrosoana ny fifampiraharahana mba hijanona io ady politika io anaka (l) (l)
8. zandikely ( 11/03/2009 14:05)

AZANONY ZANY REDIREDINAREO ZANY FA EFA MAHASOSOTRA E!

TONGA INDRAY NY FANDRANGITANA TSY MISY FARANY ITY,
NAHOANA NO TSY TONGA DIA ANY SOANIRENA ANY MANALA HATEZERANA FA MANINONA ANAREO NY VADY AMANJANANY E





9. andrywui ( 11/03/2009 14:13)
pppffffff !!!
10. Mirananirina ( 11/03/2009 14:25)
rainy: Nyavo
reniny:renin'yavo
zanany :zanak'yavo
dadany:dan'yavo
bebeany:bebean'yavo
dadatoany: : dadatoan'yavo

Mbola misy lisitra koa ity fanampin'ireo:
nyavo2001
nyavo2002
nyavo2003
nyavo2004
nyavo2005
nyavo2006
nyavo2007
nyavo2008
nyavo2009
11. fijo ( 11/03/2009 20:58)
dia tsy misy hafa tsy fifamonoan ave izy ity e;na tgv io na tim,mahaiza mampiady hevitra fa tsy fifamonoan alava izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076