iza no hiambina ny zaza androany o o o

1. ifiona ( 11/03/2009 06:31)
sali daol!!
anjaran'iza ndray zao no hiambina ny zaza androany oo! hifanilikilihana mantsy izy io sisa fa samy mbola manana atao... omaly ONU, androany ambassade, rapitso Odon... tourn'iza ndray zao oooo

sao dia maditra eo ndray anie io zaza io ka mila ambenana e! :lol:
tsy zany mantsy fa lasa lé vadiny mpiambina azy dia mila alefa creche lery
novalian'i fijo ny 11/03/2009 21:10
2. yuka ( 11/03/2009 06:50)
Aleo indray aky mba ny TGV ato amin'ny serasera no hitaiza androany a! :-D
amizay mba sahirana mitaiza i andrwui :-P
Tsiky de ampy :)
3. tsinjo ( 11/03/2009 07:11)
fa nisy nahita nga houn no nivoan'lery tao am ambassade e ?? efa malaza be aty dago ane fa tsy eto tsony lery e ,efa depuis jeudi fa cineme doly reny retra reny e 8O
4. ninimalala ( 11/03/2009 07:24)
fa ifiona nga mbola tsy mahay mitaiza sa mbola tsy nanambady mahitsy za manko mieritreritra hoe maninona ra mba tazainao eh








5. yuka ( 11/03/2009 07:31)
tsinjo za tsnaita kah! :^) ;-)
6. ifiona ( 11/03/2009 07:33)
:-D :-D
7. tsinjo ( 11/03/2009 07:59)
:-D :-D :-D
8. xxx ( 11/03/2009 08:04)
IFIONA !!!! iza no hiambina ny zaza androany ?? f'angah hianareo sy Tafondro efa niteraka ?
9. andrywui ( 11/03/2009 08:20)
Inona tsara ity resaka ity ifiona ? maninona tsara oe ? mila fanazavana izao ry ifiona fa tena tsy mazava mitsy e!

:snif: :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
10. tsinjo ( 11/03/2009 08:24)
elah varina mipounk kou aza no azava am lah le izy e, mahavery saina nge io bainn e :-P :-P
11. xxx ( 11/03/2009 08:52)
lé zaza vo amboarina io lazainy io ka, ny lebé abenana ato inn moa.
mbola vo eo ampanaboarana zao :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
12. ifiona ( 11/03/2009 09:08)
wiwi! malala! malalako ô!
mba miambina ny zaza kely enao anjoany!
[..] dia aza avelanao anorisory e! aza asiana lonilony!
fa fitiavana daholo zany




:* :-* :lol:
13. yuka ( 11/03/2009 09:16)
aleo mints aky io hitaiza zaza androany fa mitabataba fotsiny ah!
14. ifiona ( 11/03/2009 09:39)
tena nidongy be ndray anie lé zaza ry reto e!


12:00 - Andry Rajoelina boycotte les assises nationales proposées par le FFKM et la Communauté Internationale


inn no atao rehefa midongy be ny zaza (efa nolazaina im-betsaka?) omena azy ve zay tedaviny sa...?
15. xxx ( 11/03/2009 09:48)
Zaza MIVAROTRA TANINDRAZANA @ FRANTSAY ny anareo ! Manambaka ny mpiray tanindrazana aminy hoe Révolution a révolution a !!!

Aleo AHOHOKA ambony sahafa ohatran'ny zaza porte malheur any atsimo atsinanana :evil:
16. ifiona ( 11/03/2009 09:50)
dia asaina tapahin'i Salomona ve
17. Oay ( 11/03/2009 10:32)
xxx:

Zaza MIVAROTRA TANINDRAZANA @ FRANTSAY ny anareo ! Manambaka ny mpiray tanindrazana aminy hoe Révolution a révolution a !!!

Aleo AHOHOKA ambony sahafa ohatran'ny zaza porte malheur any atsimo atsinanana :evil:

Ary ohatrany velovelombolo daholo indray izy izany androany fa inn no nitranga toa tonga indray ny fifandrangitana sa izay ilay hoe tsy maty voalavo ankibo tandremo fa mbola averiko ilay tenin'i Marc Ravalomanana rehefa nidina andalambe naka fitondrana izy fa tsy nety nanao an'ilay fifidianana faharoa t@ 2002 ozy izy t@ izay:
Rehefa nanapatra ny heriny teo @ haino amanjery mpanjakana(TVM & RNM) i Ratsiraka tamin'izany ozy i Marc Ravalomanana: ".... ho anareo tadidio fa tsy izahay no hitsara anareo fa ho avy ilay hitsara anareo ary tadidio fa manana taranaka ianareo ka tsarovy fa hotsaraina aminareo sy ny taranakareo izao ataonareo izao" d jereo fa tena mafy tokoa ny mahazo an'i Ratsiraka sy ny taranany satria sesintany.
D ozy indray ilay minisitra ny miaramila omaly "Tiavo ny fahavalonareo" d iza kanefa no tsy nety namela heloka ka ozy ilay teny manao hoe "Loza ho an'izay mahalala kanefa minia mandika satria avo roa heny ny fatra hitsarana azy ireny".
18. ratavao ( 11/03/2009 10:48)
Aza manahy enao fa efa ahazo mpitaiza izy zao e! Amin'izay enao tsy mitaiza no afaka teby² ery aminy!
19. fijo ( 11/03/2009 21:10)
zaza adaladala ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0639