efa akaiky andro farany ,mpaminany sandoka

1. xxx ( 10/03/2009 15:35)
hoy jesosy hoe hoavy ny mpaminany sandoka .Iray ny Tompo dia jesosy ,hoavy ny zanak'olona sandoka hamitaka.Soa kosa le zanakolona odoie faux seigneur.Hanontanio tsara i pasteut mayol momba an le biby dia
novalian'i xxx ny 10/03/2009 17:41
2. xxx ( 10/03/2009 15:38)
ny oun koa efa complice handohalika an le bibdia e
3. xxx ( 10/03/2009 15:50)
ODOIE E E E :-D :-D :-D
4. andrywui ( 10/03/2009 16:49)
Ny andro farany angamb ry xxxmpanolotra tsy de d'acc loatra aho fa ra oe andro faran'ny TIM de tena OK fa efa kely de kely sisa de veloma ooo !!!!


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. xxx ( 10/03/2009 16:56)
tena i razanakolona mihitsy hoe mpampinany sadoka hoany aminy anarako (razezo) Mon seigneur fopla,mpisandoka, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. andrywui ( 10/03/2009 17:06)
angah letsy !!!! mametrah aloh anarana toi e !!!!
7. Oay ( 10/03/2009 17:09)
xxx:

tena i razanakolona mihitsy hoe mpampinany sadoka hoany aminy anarako (razezo) Mon seigneur fopla,mpisandoka, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

XXX a! Ozy Marc Ravalomanana t@ 2002 rehefa nanamparan'i ingahy Ratsiraka ny fahefany ny RNM sy ny TVM d ozy izy :... ho anareo ireo tsy izahay no hitsara anareo fa ho avy ilay hitsara anareo ary tsarovy fa manana taranaka ianareo ka hotsaraina aminareo sy ny taranakareo izao ataonareo izao. D nampiany amin'ny hoe "Minoa fotsiny ihany" ka aza manahy i XXX fa Marc Ravalomanana aza tsy pasitera fa prézida lefitra ny FJKM d jereo ity mahazo azy ka maika moa fa raha i Monseigneur no mitogilana ka miangatra eo d hiraha mahita eo ny hahazo azy satria "Loza ho an'izay mahalala kanefa minia manao satria ho avo roa heny ny fitsarana azy ireny" hanatra ho an'izay ho avy eo koa io é!
8. xxx ( 10/03/2009 17:12)
fopla io e mpaminany sandoka,dorana velona no sahaza azy io,atao fanatitra hoan'ny mpitolona eo @ 13mai :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P
9. andrywui ( 10/03/2009 17:13)
Aiza koa no misy oe rehefa tsy mitovy hevitra aminao de mpaminany sandoka e !! devoly ee ! zanaky ny aizina ee !! tsy mahalala an' Andriamanitra eeeéé !! ha ha ha aha ko raha tsy ny hevitrao no baiboly ko !!! ny baiboly de tsotra ::: """ho ataoko eo antananao ireo FilisTIM tsy mifora ireo ozy izy"" ...... ha ha ha aha filisTIM oa eeééééé hi hi hi hi faly aho ,tena faly eeéé faly anie aho oa eéééééé !!!!
10. xxx ( 10/03/2009 17:22)
Iray ny TOMPO dia jesosy sandoka daholo ny sisa fa efa hoavy ny zanakolona amin'ny voninahitra ,tsy razanakolona fopla io fa ilay zankolona voalaza ao min'ny baiboly an, :-D :-D :-D
11. andrywui ( 10/03/2009 17:27)

""Midira ianao fa ho ataoko eo an-tananao ireo ireo FilisTIM tsy mifora ireo ...!!"" hoy Jehovah


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
12. xxx ( 10/03/2009 17:41)
izay Andry Rajorery ve lesy ,tsy mankaiza ireny e,revolution orange hono hihih.Taiza daholo ny vola nanaovany an'io nefa toa bandy tsy halehany ihany ny fijery azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2605