Protection d’Andry Rajoelina: l’ONU et la France
1. Noue
(
10/03/2009 14:34)
Protection d’Andry Rajoelina: l’ONU et la France se renvoient la patate chaude
“Dans le cadre des efforts de résolution de la crise malgache, pour préserver la paix et la stabilité, les Nations Unies ont décidé de mettre Rajoelina sous leur protection dans une résidence diplomatique”.
avy eo indray dia nisy ny dementi oe
Cette déclaration a été démentie plus tard dans la journée par Yves Sorokobi, un porte parole du Secrétaire Général de l’ONU. Celui-ci a d’abord précisé que Andry Rajoelina est réfugié à l’Ambassade de France puis a déclaré que l’ONU joue un rôle de médiateur et ne peut offrir une protection physique. Andry Rajoelina n’est donc pas sous leur protection.
avy eo indray dia
Face à ce démenti, la France a précisé tôt dans la matinée que Andry Rajoelina est bel et bien protégé dans la résidence de l’Ambassadeur de France.
kanjo inona no niseho ?
M. Rajoelina devait être transféré dans la journée de mardi de la résidence diplomatique française vers l'évêché de la capitale malgache, selon cette source.
Toa tsy misy manaiky ny hi-protegé azy zany kooo ! dia androany zany izy no any @ Odon !!!
novalian'i ifiona ny 10/03/2009 22:23
2. Noue
(
10/03/2009 14:34)
http://www.france24.com/fr/20090310-madagascar-rajoelina-refugie-a-residence-lambassadeur-france
3. xxx
(
10/03/2009 14:42)
Araka ny fahitanao azy izao dia mivoatra isa-minitra ny tantara ka aza maimaika maka conclusion. Fa na izany aza, frantsay no teo dia frantsay izay maminay ihany koa no ho eo. Ny shakespeare's language avelanay ho anareo.
5. Noue
(
10/03/2009 14:49)
L'opposant Andry Rajoelina a quitté l'ambassade de France
http://www.france24.com/fr/20090309-madagascar-onu-annonce-place-opposant-andry-rajoelina-sous-protection-diplomatique-marc-ravalomanana
http://www.france24.com/fr/20090309-madagascar-onu-annonce-place-opposant-andry-rajoelina-sous-protection-diplomatique-marc-ravalomanana
6. Noue
(
10/03/2009 14:50)
XXX2 tsy dia maimaika maka conclusion aho fa ny ifotony no mba omeko eto :)
7. xxx
(
10/03/2009 15:11)
ary le vao2 tena nisongadina nga tsy avoakan'le noue?? ôtsan'mahazatra eh! tô tsy de tazana firy anjoany (l) (l) :@ :@
8. xxx
(
10/03/2009 15:28)
ao @ faux seneir odoie indray lekary lahy no hiafina zalaha an :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. ifiona
(
10/03/2009 16:10)
salut Noue!!! elaela an!
salut daholo e!
ahoana ihany ary izy ty ry reto fa very be za, isan'andro dia mvadibadika foana izy ty, lasa ping pong be
salut daholo e!
ahoana ihany ary izy ty ry reto fa very be za, isan'andro dia mvadibadika foana izy ty, lasa ping pong be
10. andrywui
(
10/03/2009 16:35)
Slt Ifiona ,Noue !! tsy hitahita an !! sa efa akaiky ve ny farany ry Ifiona sy Noue de manao faraveloma ve elahisany e ?? akaiky tokoa ane letsy izy ty ee!! andro vitsy sisa de hiarahaba anareo trhetra ato aho ry TIM malalako isany ato ::: aleo mitsy aloh ho tonga lay andro volamena vao tena miresaka be fa izao aloh de miandry varavety isika ry ry malala isany an ???? mahandrasa fa hanana ny soa e !!! teneno ny namana rehetra fa akaiky on oe ny farany oe !!!!! de mba hanolotra fanomezana ho anareo a
11. andrywui
(
10/03/2009 16:37)
Ozy ra- batista zay mihomehy veraka rehefa misy zavadoza ataony zay ato amin'ny forum ato !! defa mailomailo ::: hon !hon! hon! hon! hon! hon! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. andrywui
(
10/03/2009 16:57)
salut ifiona !!! ary elah taiz foana& nefa za ef falifaly be tato foana hatram maraina ???? tsy misy Tim sahy mipoitr ato zao fa manao tazandavitra de miova dinika any amin'ny "antson'ny fo" artista sy hira" any daholo ny Tim amizao fotoana izao !!!! ha ha ha aha taolana ny nify ry ifiona de ùihomehy ah fa tsy te ho eo amin'ny toeran'ny TIM mihitsy ah aloh amzao fotoana zao e !!! tebiteby tsy maharaina andro hienoana vao2 !! ha aha aha !! tsy sahy miditra ato !!!! ha aha aha !!!
:-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D
14. Oay
(
10/03/2009 17:19)
Noue:
http://www.france24.com/fr/20090310-madagascar-rajoelina-refugie-a-residence-lambassadeur-france
Noue a ny tian'i Noue holazaina ve d hoe tsisy ninn niova teo fa kozy bobaka daholo, raha izany d tadidio fotsiny ilay tenin'i dada t@ 2002 é ozy refa nanapatra ny fahefany t@ RNM sy TVM ry ingahy Ratsiraka d ozy Marc Ravalomanana:.... ianareo ireo tsy izahay no hitsara anareo fa ho avy ilay hitsara anareo ary tsarovy fa manana taranaka ianareo ka ho tsaraina aminareo sy ny taranakareo izao ataonareo izao! d jereo ny mahazo andratsiraka sy ny taranany aloha hatreto ka ozy za hoe mahareta kely alou fa loza ho an'izay mahalala kanefa minia mandika satria avo roa heny ny fatra fitsarana anazy ireny. Ka tandremo ihany ry ny Noue fa i dada(Marc Ravalomanana) d nilaza fa hotsaraina aminareo sy ny taranakareo io an!
15. sitlo
(
10/03/2009 17:19)
Fankalazana tena daholo izany. Tia hiseho hoe jereo fa manohana azy ny "communaute internationale".
:lol:
:lol:
17. ifiona
(
10/03/2009 22:23)
hifanilikilihana zany izy ty? mba mifandimby kosa izy fa aiza kosa ve dia olona iray foana no hiambina ny zaza e! :lol: raha ts misy atao ny olona ko!
