RA8 nangarom-biby an davaka

1. xxx ( 10/03/2009 06:47)
Niheritreritra azy ho mafy i Ra prezy ka nagarom-biby an-davaka. :-D
novalian'i fijo ny 10/03/2009 22:04
2. tsinjo ( 10/03/2009 06:55)
ra nangarona aza izy mbola tsy mivonto sy laninle biby ny tanany :lol:
3. tokanah ( 10/03/2009 06:59)
Heverina fa tsy mba misy mafy loha ohoatra azy angamba aty @ dago ka manandrakandrana, ampy azy izay. Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ,.... nefa toa tsy ela kory ra8 a! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mba miala ampahendrana amin'nizay oa :wink: :wink: :wink: :wink: :P :P
4. tsinjo ( 10/03/2009 07:04)
ho hitantsika eo zany :!: :!: :!: :!: :lol:
5. rabaradaka ( 10/03/2009 07:10)
Tsy nangarom-biby an-davaka i Ravalo fa nampiditra biby an-davaka. Iza ary lay biby ?
6. tsinjo ( 10/03/2009 07:14)
afa-po :^) :-D
7. pikatti ( 10/03/2009 07:34)
kiakiaky zay le taolan-katsaka iny ,nirediredy ,niakatra be ny hafanana d novakin nedala ny terimometra dia nihe ny hafanana :-D :-D :-D
8. kitane ( 10/03/2009 08:18)
:-D :-D :-D
zany an
lery zany no nisodnrotra ny hafanany d lisany no mirediredy ato :-D :-D :-D
tsonjo-ko nefa fa ttsy mankaiza amin dravalo izay resaka miainga eo
9. andrywui ( 10/03/2009 08:35)
Akaiky ny farany e !! fanaovambeloma sisa de basy !! daitra !! ka aza be vava tsony ry Tim isany havako fa mba mipitsapitsa kely mapalaelo de tsy ampihinanina amafy be eto a!!!
10. TEGEVE ( 10/03/2009 08:45)
anakamamoafady andrywui fa inona foana no mbol aataona ato ,ndana haingana mitolona sa mbola ampina herinadro le 24H de vita,resbabakoto izany ry anaka (l) (l)
11. mion ( 10/03/2009 09:25)
Efa vita le film, miandry soratra hiakatra sisa
12. TIMTIKO ( 10/03/2009 10:05)
NA BIBY ANDAVAKA NA OLONA ANDAVAKA TSIMAINTSY HAVOAKA SATRIA MPANIBA FIRENENA MPANOPO SAMPY VONOINAY DAHOLO
NA HIAFINA AIZA NA AIZA TSIMAINTSY TRATRA ARY DIA VONOINA FA TSY GAJAINA ZEGNY
13. Oay ( 10/03/2009 10:29)
TIMTIKO:

NA BIBY ANDAVAKA NA OLONA ANDAVAKA TSIMAINTSY HAVOAKA SATRIA MPANIBA FIRENENA MPANOPO SAMPY VONOINAY DAHOLO
NA HIAFINA AIZA NA AIZA TSIMAINTSY TRATRA ARY DIA VONOINA FA TSY GAJAINA ZEGNY

TEGEVE a! mpianatrao rangahy ity TIMTIKO ty a! hihihi...

14. fijo ( 10/03/2009 22:04)
ny firenena hopotika no loza ry zareo,fa i ravalo na i andry hofaty tsy olana akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.052