efa nialan'ny tafika ny anao
1. tokanah
(
10/03/2009 06:45)
Hita miariary izao ny tsy fitiavany tafika an'i ra8. Koa mbola inonona indray ny anarahana mpamono olona sy marenina tsy maheno ny feo ny vahoaka mikaikaika tsy manakoanina sy mahantra fara indiny, ny azy voninahitra sy zavatra tsy maha maika foana no tiany atao; 8) ka hoy izy hoe miteneny sy miadiva ianareo fa za tsy hiala eo zany na misy faty olona mara fa betsaka ny zvt endraka ao @ sommet.
Tsy sitrapony tafika ny manao ireny fihetsika ireny fa baiko avy any @ lehibe ka tsy maintsy tanterahina, lehibe voakarama vola be :lol: hampirisika ny eo ambany fahefany anaon'ny tsy aradradrany araka ny feon'ny fieritreretany. Nefa tsy mety mahita vahaolana, ka atao fitaovana izy ireo ka aleony miala de izao tsy hanoana ny didy jadona mitra aminy ka hampiasa fitaovana famoretana sy fampiorohorona ny vaohaka.
Miala ra8 a! fa efa tsy misy mpiaro, sady raha hila ihany tsy aleo izao toy izay efa atoan'olona fahavalom-bahoka eo ka zay vao tafaray ny valo :lol: :-D :roll: :^)

novalian'i rabaradaka ny 10/03/2009 07:14
2. tsinjo
(
10/03/2009 06:52)
aza mifaly tsy afa-tavony oa , aza misioka raha mbola tsy tafavoaka ny ala :D :lol:
3. rabaradaka
(
10/03/2009 07:14)
Enao ve dadatoa efa nanao miaramila ? Raha tsia aza be resaka fa tsy hainao izany tafika izany. Mangina ny vava !
Efa ela Ravalo no nanao erreur tmin'ny tafika ary misy alahelon'ny tafika hatramin'ny 2003 mihitsy. Be loatra ny miaramila officier nogadraina, tsy hain-dRavalo ny manaraka ny ambiansy ao amin'ny tafika, mbola vehivavy koa no natao ministre de la défense. Zao halan'ny tafika izy. Fa tsy mbola mivaky ny tafika raha ny fahitako azy.