Fiseraserana
1. ndenn
(
09/03/2009 22:19)
Nankaiza daholo ianareo ô ? Toa tsy misy olona intsony ato?
novalian'i yuka ny 10/03/2009 02:20
3. salopard
(
09/03/2009 22:51)
ankitifitra ba, couvre fe (le fe lavaben-drafotsy iny no couvre-ko ato),
ffa tandremo tratran'ny bandy ny zone rougen'i toi ry TEGEVE AN!
ffa tandremo tratran'ny bandy ny zone rougen'i toi ry TEGEVE AN!
6. yuka
(
09/03/2009 23:56)
Ito za ee! nareo zany kou varivarian'ny lavitra,ka tsy maitanay eto ambany masonareo eto :-D :-D :-D
Tairo ny dinika ee! :D
Tairo ny dinika ee! :D
7. andrywain
(
10/03/2009 00:06)
tgv tsimaintsy prezida na ho velona na ho faty
somary maka elan kely zay de raikitra ndray ny tolona
somary maka elan kely zay de raikitra ndray ny tolona
8. Andribe
(
10/03/2009 01:35)
pikatti ,salopard,fozaorana,andrywain,tafondro,yuka,ndenn,allez au dodo daôl @ zay! :-$ :-$
9. yuka
(
10/03/2009 02:20)
Andribe aty aminay efa midi zao dia andeha hiverina atory njay ve za? :D
zay efa mikatroka,nareo zany mbola matory daolo :P
zay efa mikatroka,nareo zany mbola matory daolo :P
