simba ve ny topmada

1. dasy ( 09/03/2009 16:35)
tsy mandeha izao ny topmada, misy antony ve ?
novalian'i TEGEVE ny 10/03/2009 09:19
2. ifiona ( 09/03/2009 16:37)
tsy topmada ihany fa na sobika koa aza tapaka teo @ ora maromaro teo.
Fa topmada mbola tsy tafaverina hatr@ zao.
3. hery ( 09/03/2009 17:08)
Raha mila vaovao dia azo jerena koa eto
http://search.twitter.com/search?q=%23madagascar

Vaovao avy amin'ny mpi-blaogy vitsivitsy
4. gasmlay ( 09/03/2009 17:35)
ary aiza daholo ny kil tato eh? :-w
5. andrywui ( 09/03/2009 19:01)
gasmlay !! mandinika aloh e !!! ny omby ara mandinika !! ka za olona ve no tsy ho kalm e!!! hon! hon! hon! hon!!! (fihomehin'ni Batista007 io rehefa misy zava-doza vitany ato !! ) milay kosa le jereo eto n' drahery !!
6. TEGEVE ( 10/03/2009 09:19)
anaka isany ianreo ve pahina no tsy mahita ny eo ambany masonareo sa mbola tsy salama tsara (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2197