MIFAMPIVAVAHA IANAREO

1. xxx ( 09/03/2009 13:04)
MIFAMPIVAVAHA IANAREO :D :) :( :? 8O :o 8) :lol: :x :cry: :oops: :P :twisted: :roll: :wink: :/ 8-) :°) :} :^) :-D :-P :-o :{ ^^ ;-) :* MIFAMPIVAVAHA IANAREO :idea:
novalian'i TEGEVE ny 09/03/2009 21:07
2. bema555 ( 09/03/2009 13:11)
INONA DÖLY ARY ZANY :D :D :D :D :D SERIEUX VE
3. TEGEVE ( 09/03/2009 13:30)
anaka xxx io foana ny teo ,fampandrina andrisa ,opuim du peuples,ry zareo ao ambony ao mihomehy anao fotsiny docile loatra ,azadia miraviravy tànana (l) (l)
4. ratavao ( 09/03/2009 13:46)
RAHA TENA AMIN'NY FONAO IO RY xxx DE IANAO NO TENA ATOSANAN'NY MPISERA ETO a!
5. xxx ( 09/03/2009 14:07)
mifamonoa ho faty daholo, na kely na lehibe fa mandreraka be :evil:

ny lehibe miadiva seza miadiva vola, aza mieritreritra ny hafa mihintsy fa ny fitiava-tenanareo ampanjakaina

ny madinika amporisihin'ny hafa koa dia manao, dia ataovy , mifamonoa na tsy fantatrareo aza ny tena antony, mifangalara , aza mijanona raha tsy maty daholo !!!

rahampitso mitokiky ohatry ny mpangataka daholo izay sisa tavela

mahamenatr'olona ilay gasy , izany no tena hoe miady ohatry ny amboa mba marina mafy !!!!
6. TEGEVE ( 09/03/2009 14:41)
aanaka xxx i lafrantsa be ny tsy mivavaka fa tsy mifamono, irlande be ny mpivavak fa mifamono,tsy voatery hifampivavaka isika vao afaka manao soa ny tanindrazana ary tsy voatery hifamono fa ratsy izao zava-mitranga izao,tsy tokony hanao antso hifamonoana izany,samy malagasy isika anaka (l) (l)
7. xxx ( 09/03/2009 14:48)
alazako amin'ny rayamandreny J io milaza fa tsy voatery hivavaka io a! ndà hifamely teha -maina aza , tsatsan'ny punition eo zoky an !

E§E§E§E§E MIFAMPIVAVAHA OA TENISANY A! :lol:
8. andrywui ( 09/03/2009 19:16)
Hi hi hi h rehef ho vita ny Tim de amporisihana hivavaka amzay nef ny natao any teo zay nande mbamin 'ny lohanay mits :!!!!! ka aza fady fa aleo ho ankaisara ze an kaisara !!! ka aleo aloh tohizana cny guerre de hita eo foana ny vavaka avy eo
9. TEGEVE ( 09/03/2009 21:07)
anaka andrywui io indrindra no mapiady ahy foana ato @ foibe ,ity "hamaly faty" ity ,izay hamdimby rehetra eto izany dia hifamono,tohizo ny tolona (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0837