Fandrobana no rehareha. TGV Ho Fitondranan'ny Fandrobana
1. penguin
(
09/03/2009 11:46)
Izay no izy fa samia miomana fa ho avy ny Fitondran'ny Fandrobana. Izay manana dia ireny no alaina hampanana haingana ny tsy manana
novalian'i aloalo ny 09/03/2009 12:52
2. tataka
(
09/03/2009 11:50)
Tsy azo ny fitondrana raha tsy mangirifiry sy mitaraina daholo ny vahoaka ka mila hampiana mafy ny fandrobana.
3. rahiratra
(
09/03/2009 12:17)
Matahotra ny fandrahonan'ny tarika TGV hono ny miaramila dia aleo mody milaza ho tsy anisan'ny mpanara-dàlana.
4. ratavao
(
09/03/2009 12:37)
Mangina ryb Penguilm rehefa tsy mahita ambara intsony a! Raha aminao dia izay no fomba fijerinao amin'ny maha olom-pandomba anao!
5. penguin
(
09/03/2009 12:48)
Ny velona tsy mangina ry TGVendrana a. Ireny maty voatifitra ireny no tsy miteny intsony. Mandrosoa ihany rehefa tsy laitran'ny bala mba ho hita. Tairo.
6. aloalo
(
09/03/2009 12:52)
Tsy zao v no atao hoe FANDROBANA e ! oul iray no mahavita zao !
http://www.madagascar-tribune.com/240-milliards-d-Ariary-a,11145.html
http://www.madagascar-tribune.com/240-milliards-d-Ariary-a,11145.html
