raha mitady ry tgv dia on verra

1. grosbras ( 09/03/2009 09:08)
izay vonona dia aza misalasala ,rehefa notadiavina ity resaka ity dia ndao,une occassion unique ry zalahy ka dia tonga maro
novalian'i xxx ny 09/03/2009 11:25
2. xxx ( 09/03/2009 09:12)
henoy ny radio hoantsika aty ivelany vaovao maika
3. xxx ( 09/03/2009 09:12)
radio mada io ,sur internet
4. yuka ( 09/03/2009 09:14)
Tsy aleo ve milamina ry se toizay hiady amin'adala :D
raha ny TIM anie no mietsika d diso,fa raha TGV na mandroba na mandoro fananan'olona sy fananampirenena aza marina foana ee!
5. xxx ( 09/03/2009 09:17)
ary rehefa tairina nefa aza mitaridositra e ! doumy ary raha mahasahy , manieo ny basy raha hay , ny an'ty pistolet kilalao no hamonona vorona

hidio tsara ny secretn'ny avion

aiza eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee ry ilay ampingan'ny devoly mpijapy train dia mbola manimba train ty
6. grosbras ( 09/03/2009 09:17)
aleo ho jerena ,efa leo be le olona ,tsy voatery hoe tim fa ny olona leo an'izao fanakorontana izao occassion unique io
7. grosbras ( 09/03/2009 09:20)
ilazao ny namana amantsakaiza,mahamasina za dia zao e
8. essera ( 09/03/2009 09:23)
grosbras:

aleo ho jerena ,efa leo be le olona ,tsy voatery hoe tim fa ny olona leo an'izao fanakorontana izao occassion unique io


Tena marina les zany grosbras. Teo aloha ny emmonat no asaina manao FAMORETANA fa izao efa tsy handray baiko ny tafika fa HAMORITRA ny EMMONAT (définition emmonat : milice habitant à qlq kilomètre de sénégal).
9. grosbras ( 09/03/2009 09:40)
au poteaux daholo ireo mutin ireo,si non aleo ny fanjakan'ny baroa :evil: :evil: :evil: :evil:
10. Fahazavana ( 09/03/2009 09:43)
TSY MISY TOMPOKO NY HERY FAMORETANA ? VOKATRY NY FONY MATOA HATAONY ? MAHAY MANDRAY ANDRAIKITRA IZY IRENY FA TSY ADALA TOA ANAO IZAY MPAMPIADY OLONA LAVA AKORY MAZAVA VE ? MISAOTRA TOMPOKO DIA HO HITANAO TSY HO ELA NY TOHINY
11. xxx ( 09/03/2009 10:13)
aleo hidefoul ny olna e androny izao, alefa zalaha an tranon'i tgv no lasibatra dem1 :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
12. ratavao ( 09/03/2009 10:44)
Hita miavaka eny fona ny toen-tsain'ny Gros Bras sa ahona e! VOAKARAMA INDRAY LE GROS BRAS ISANY HANDROBA MBA HO ENTINA HANOSORA-POTAKA NY VAHOKA MIARADIA AN'NY ANDRY RAJOELINA. TSY MISY KETRINA EO KA TSY HO SARON'IZANY HEVITRA MALOTO IZANY. DIA HO HITA EO E!

DE TENENO INDRAY KOA FA HOE OLO-NOTARITIN'NY TGV KOA NY MIARAMILA NAHATSAPA NY FIJALIAN'NY VAHOKA IZAY!
13. xxx ( 09/03/2009 11:25)
Hita fa miaramila nandray vola njay izao reo nikomy ireo ! Rehefa natao ny adim-poko , tsy tafa , natao ny fampiadiana ara-pivavahana , mbola tsy tafa ihany , ampiadiana ny samy malagasy tsy mety tafa , zao dia ny miaramila injay no ampiadiana . Vola be no azon`ireo sous-officiers ireo matoa tsy raharahany na mety hanimba ny carriere-ny aza izao ataony izao. Raha tsy voafehy haingana ireo mpikomy ireo dia azo inoana fa mihazakazaka mankany am`guerre civil isika ka ny Mpifanandrina dia : Ny Vahoaka maro an`isa leo ny korontana sy ny fandrobana etsy andaniny (tsy voatery hoe pro-Ra8) , ary ny ankilany dia ny Mpandroba TGV . Ny vahoaka manko tsy hanaiky ho robaina lava eto !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079