source AFP misy manavika iavoloha

1. xxx ( 09/03/2009 00:02)
souce afp misy manafika iavoloha ary dia tena ady be mihitsy satria nahenoina lance roquette,sy blinde.I ra8 lasa nitsoka any morondava en miandry le contre attaque,i 2em rfi a diego et regiment blinde arivomamo tonga renfort
novalian'i Andribe ny 09/03/2009 09:00
2. xxx ( 09/03/2009 00:05)
De misy manafika koa anat rova Manjakamiadana.
3. xxx ( 09/03/2009 00:07)
:roll: :roll: :roll:
4. essera ( 09/03/2009 06:11)
Mba omeo spapa oe aiza no nivoahan'izany vaovao izany.
5. Andribe ( 09/03/2009 08:00)
misy manafika koa ny thb ao antsirabe :-D :-D :-D :-D :-D
6. Fanhaiky ( 09/03/2009 08:22)
Andribe:

misy manafika koa ny thb ao antsirabe :-D :-D :-D :-D :-D


Aza mandainga moa eh! zahay anie eto am-potomoty ny usine STAR no mipetraka fa tsy misy an'zany


:twisted:
7. papajames ( 09/03/2009 08:29)
Aza dia mamafy lainga reolona a
LAINGA DAHOLO IZANY AVOAKAN'NY AFP IZANY
8. Andribe ( 09/03/2009 09:00)
Fanhaiky:

Andribe:

misy manafika koa ny thb ao antsirabe :-D :-D :-D :-D :-D


Aza mandainga moa eh! zahay anie eto am-potomoty ny usine STAR no mipetraka fa tsy misy an'zany


:twisted:

tandremo aza maka tuyau ao nareo fa tsy mba @ vera an
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095