Ampidiro aloha ny tenimiafina
8 Martsa, arahaba
1. sipagasy
(
08/03/2009 12:03)
Miarahaba antsika vehivavy tratry ny andro androany indray e!!!!
indro teny kely e!!! nindramiko, si hira ihany koa:
http://www.dailymotion.com/user/nante9/video/x8kqm8_ramatoa-et-ramose-de-limerina_webcam
http://dailymotion.virgilio.it/video/x4moxv_lola-ny-vehivavy_music
:-* (l) :-*
2. ni81
(
08/03/2009 12:13)
Misaotra fa kay tato efa nisy, zà vao nanoratra tany ambadika :)
3. fahamarinana
(
08/03/2009 12:24)
:arrow: tsika aby o ! Dia mirary ny soa sy ny tsara ary ny lafatra ho an'ny tsi11 aby e ! :-* (l)
4. Koditra
(
08/03/2009 13:49)
Miarahaba anareo viavy retraretra.
Tsin-Tsin dòlidòly eh! :-* :-*
5. soanja
(
08/03/2009 21:18)
Misaotra Sipagasy nizara. :-* :-* :-*
Misaotra ny reny rehetra any aho! (l) (l) (l) (l) (l)
6. sitlo
(
08/03/2009 21:44)