president

1. xxx ( 08/03/2009 05:02)
:^) mety vé ra-president ianao nefa tsy mipoatra vahoaka fa téléphone no hiresahina amin'ny mponina,asa mety vé io hoy nareo anefa ny tena filoa :!:
2. xxx ( 08/03/2009 05:52)
Mety tsara mihintsy izany ka, tsy misy lalana mandrara izany eto M/car. Azonao atao video tape fotsiny aza no haseho ny vahoaka fa ny prezida tsy fantatra na any Afganistan na any Lapaz na any Beraketa.
Rehefa tonga ny 26 dia grand ecran no jereven'ny vahoaka eo Mahamasina!
3. yuka ( 08/03/2009 06:50)
mety zany ka,otranareo le maneho hevitra ao ambadikin'ny XXX io ee! :-P
4. xl ( 08/03/2009 09:07)
rehefa mitondra vahoaka foza @ firenena iray dia mety io,
fa raha Vahoaka Tena Izy, tsy manaiky an'io
Zavatra tsotrabe anie le izy e!

Fozalahy sy Fozavavy,
Manome baiko aho , toromarika mantsy e!
Mihemotra isika rehefa mandeha
drakaka
5. andrywain ( 08/03/2009 09:16)
Politika
Hevitra mandeha : Mba hiara hanao analyse politique isika rehetra ato :...
Isan'ny hevitra : 1

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : xl [ Valio ] 08-03-2009 09:56:36
Lohateny : Mba hiara hanao analyse politique isika rehetra ato :...
Mahalasa saina sy eritreritra ary toa mananarina ny kajikajiko ihany ireto zava-miseho voamariko ireto:
-Niaraha-nahita ny zava-niseho tamin’iny herinandro iny nanomboka ny alatsinainy 2 mars:fandravana ny hetsika 13 mai izay tsy maintsy nanery azy hiroso @ negoc°
-Négociation des 2 protagonistes:
16H06 : Andry Rajoelina dit être en lieu sûr, mais pas chez lui. Il dit que l'Etat est ok pour un gouvernement avec lui mais il est contre et demande le départ de Marc Ravalomanana(Pretexte io mba tsy hampikorontana ny vahaoaka fa efa misy marimaritra iraisana hita )
-Manamarina izany fahitana marimaritra iraisana izany koa ny nanapahana ilay negociation
-vendredi matin:nandray ny ambassadeur teny an-tranony(nanoro hevitra ireo momban’ny fomba hifanatonana satria ho sarotra ny andehanan’itgv fiara hamakivaky an’Tanà )
13h30:Ora vitsy taorian'io:nisy helico etranger tazana teny(azo antoka fa an’ny iray zamin’ireo ambassadeur
selon sobika:
16H10: Andry Rajoelina dit sur Viva avoir été victime d'une attaque avec des mercenaires étrangers . Il dit que son arrestation n'est pas une solution(pretexte koa io fa nanantona ny fitondrana an-tsitra-po itgv vokatry ny marimaritra iraisana efa hita :

TSY AFAKA MISEHO MIVANTANA @ vahoaka intsony aho....
Top mada:misy photo de l'interview de A.Rajoelina (ao anaty bureau iray,misy ny cadre ravalo tazana ao aoriana,ary misy miaramila ihany koa) Io de milaza mazava fa any @ bureau iray côté fitondrana i TGV
-Noraisin’ny mpitandro ny filaminanana ny viva(ahafahana mampiato ny provocation,hofehezina fa tsy horobainaAS DE REACTION DE TGV jusqu’à maintenant(Efa nifanarahana izany)

Raha fehezina ny fijeriko dia efa misy vahaolana hita eo @ roa tonta.Saingy tsy manitsy asiana principe matotra sy discret izany ho antoky ny filaminana :
-Ireo masoivoho vahiny no nanampy t@ alalan’ny helico @ deplacement n’ny tgv ho any amin’n io toerana izay zone militaire iray io(fantapatatro le toerana saingy sarotra ny milaza azy)
-Tsy maintsy natao any @toearana sécurisé I tgv ho fiarovana azy manoloana ireo vahoaka sy mpiara dia aminy .
Ahoana ny hevitrao?
Mivelatra ny ady hevitra hoan' ny mpisera rehetra na tgv io na tim na neutre, Miverina ery ambony
6. tanymasina ( 08/03/2009 15:13)
NANENDRY TENA HO MPAMINANY Monsenera ODON efa lamody mantsy ity FANENDRETENA ITY

LASA NY RAN' I JESOA INDRAY IZAO NO OMENA NY MPIANGONA FA NY MOFO AN'I MPAMINANY ODON IRERY REHEFA IZY NO MANAO LAMESA

SATRIA NY RA NO TENA MAHADIO :
-NY FAMAKIANTRANO
-NY FANENDAHANA
-NY FAMONOANA
-REHEFA KARAZANA FANIMBANA NATAO

7. Mirananirina ( 08/03/2009 17:47)
:roll: :roll: :roll:
message
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073