MAMPIASA BASY ARIARY7 antsoina hoe "jereo eto" iandrywui....

1. TEGEVE ( 08/03/2009 01:03)
anaka isany mapiasa ny teti-dratsiny hatrany ny anaka mamoafady andrywui rehefa tsy nahomby intsony ny copie-coller,saingy maivana le hacker ,maivana toa ny TGV ihany moa izany,miverena @ làlana mahitsy ianao fa samy malagasy isika (l) (l)
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 15:19
2. ndenn ( 08/03/2009 01:41)
Mba omeo ahy ny sezam-pitondrana dia ataoko ho tonga soa tanteraka ny fiainana ao Madagasikara . Tsy hanana trosa intsony isika fa mba hanànana trosa @ izay mandritry ny 3 taonjato manaraka .
3. TEGEVE ( 08/03/2009 01:44)
anaka ndenn mila miomana dieny izao ianao ,ny hevitra rehetra dia azo dinihana daholo (l) (l)
4. ndenn ( 08/03/2009 02:07)
Miala tsiny aminao aho Rangahy TGV raha mandika ny teninao ,olona tsy mbola nahafantatra any ianao fa hahafantatra ahy ao aoriana kely ao ,efa loa-jafiafy no miresaka aminao ka aza mandika ny siny nanondraka fahazaza , misy fotoana ny zavatra rehetra ary mino aho fa fantatrao ny zava-misy ao amin' ny firenena ankehitriny,tsy vitan' ny tranga lelan'amboarazana ny aim-pirenena ka atao kopak'ikalahanta ,mivimbin'alahelo sy mitondra fofom-beromanitra ,manome vitrik' asa nefa miloloha vatam-paty
Ampitao any amin- drahery mpianatro fahiny ny anatrao fa efa fantany ny ny momba ny maha- ianao anao .Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby ,atsipy ny teny ao ampon' ny mahalala ,toy ny voankazo an'ala ny anatra ho omeko anao rangahy TEGEVE .
5. TEGEVE ( 08/03/2009 02:09)
anaka ndenn misaotra anao manokana ny tenako,fa tsy voatry mila seza foana ny fanasoavana ny tanindrazana (l) (l)
6. ndenn ( 08/03/2009 02:14)
Tsy mazava ny teninao rangahy TEGEVE ,
7. TEGEVE ( 08/03/2009 02:16)
anaka ndenn inona izany hoe anatra nomenao ahy izany fa tsy mazava anaka,tsy voatery mila seza ny fanasoavana tanindrazana anaka (l) (l)
8. ndenn ( 08/03/2009 02:24)
Indrisy izato firehan-kevitra mampandamoka ny satam-pirenena , loharanom-pianakaviana hitondra ve no ilaina dia tsy hahazo ny toerana tokony hitombenana ? Koa raha raharaham-pirenena voarembin' ny mpanao ankaso tsy hateza velively.Hoy ianao ngahy TEGEVE.
9. TEGEVE ( 08/03/2009 02:30)
anaka ndenn tsy mandà ny hevitrao akory aho na dia mbola tsy misy aza ,ary tsy mahasakana anao anaka raha ny tenako manokana fa omeo izay hevitra hanalana trosan'i madagasikara 3taonjato izao fa mahaliana be, fa toa lany kabary fotsiny izy izany (l) (l)
10. ndenn ( 08/03/2009 02:39)
Il suffit de voir les réalités en face de soi , avec clairvoyance et sans faux fuyant ,établir les vérités aux yeux des compatriotes ,relater les faits depuis les 2 siècles successifs improductifs pour la nation ,et s' enchaîneront les suites .
11. TEGEVE ( 08/03/2009 02:43)
anaka ndenn mora lazaina izany théorie be izany fa ny raharah politika plus complexes noho izany anaka,dia manaraka daholo ny rehetrretra ? inona anefa izany manaraka ho azy izany anaka (l) (l)
12. ndenn ( 08/03/2009 02:49)
Confucius memorandus .Tchao !
13. TEGEVE ( 08/03/2009 02:54)
anaka ndenn misaotra anao fa miandry ny hevitsika malagasy ny tanindrazana anaka (l) (l)
14. andrywain ( 08/03/2009 09:18)
Politika
Hevitra mandeha : Mba hiara hanao analyse politique isika rehetra ato :...
Isan'ny hevitra : 1

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : xl [ Valio ] 08-03-2009 09:56:36
Lohateny : Mba hiara hanao analyse politique isika rehetra ato :...
Mahalasa saina sy eritreritra ary toa mananarina ny kajikajiko ihany ireto zava-miseho voamariko ireto:
-Niaraha-nahita ny zava-niseho tamin’iny herinandro iny nanomboka ny alatsinainy 2 mars:fandravana ny hetsika 13 mai izay tsy maintsy nanery azy hiroso @ negoc°
-Négociation des 2 protagonistes:
16H06 : Andry Rajoelina dit être en lieu sûr, mais pas chez lui. Il dit que l'Etat est ok pour un gouvernement avec lui mais il est contre et demande le départ de Marc Ravalomanana(Pretexte io mba tsy hampikorontana ny vahaoaka fa efa misy marimaritra iraisana hita )
-Manamarina izany fahitana marimaritra iraisana izany koa ny nanapahana ilay negociation
-vendredi matin:nandray ny ambassadeur teny an-tranony(nanoro hevitra ireo momban’ny fomba hifanatonana satria ho sarotra ny andehanan’itgv fiara hamakivaky an’Tanà )
13h30:Ora vitsy taorian'io:nisy helico etranger tazana teny(azo antoka fa an’ny iray zamin’ireo ambassadeur
selon sobika:
16H10: Andry Rajoelina dit sur Viva avoir été victime d'une attaque avec des mercenaires étrangers . Il dit que son arrestation n'est pas une solution(pretexte koa io fa nanantona ny fitondrana an-tsitra-po itgv vokatry ny marimaritra iraisana efa hita :

TSY AFAKA MISEHO MIVANTANA @ vahoaka intsony aho....
Top mada:misy photo de l'interview de A.Rajoelina (ao anaty bureau iray,misy ny cadre ravalo tazana ao aoriana,ary misy miaramila ihany koa) Io de milaza mazava fa any @ bureau iray côté fitondrana i TGV
-Noraisin’ny mpitandro ny filaminanana ny viva(ahafahana mampiato ny provocation,hofehezina fa tsy horobainaAS DE REACTION DE TGV jusqu’à maintenant(Efa nifanarahana izany)

Raha fehezina ny fijeriko dia efa misy vahaolana hita eo @ roa tonta.Saingy tsy manitsy asiana principe matotra sy discret izany ho antoky ny filaminana :
-Ireo masoivoho vahiny no nanampy t@ alalan’ny helico @ deplacement n’ny tgv ho any amin’n io toerana izay zone militaire iray io(fantapatatro le toerana saingy sarotra ny milaza azy)
-Tsy maintsy natao any @toearana sécurisé I tgv ho fiarovana azy manoloana ireo vahoaka sy mpiara dia aminy .
Ahoana ny hevitrao?
Mivelatra ny ady hevitra hoan' ny mpisera rehetra na tgv io na tim na neutre, Miverina ery ambony
15. majakely ( 08/03/2009 10:58)
ssssssh,lalaovin'i mpanao politika fotsiny nareo fa tsy miraharaha anareo zany izy!!!mba misaina lavidavitra nohon^ny ankihibe tongotra azafady OO!!!!vita tompoko fa miravana amizay ny lalao eee lalaooo aaaaaaaahh!ssshhhh!
16. andrywain ( 08/03/2009 11:21)
mbola tsy vita jereo eto
17. fozaoranabe ( 08/03/2009 11:44)
aiza e
18. TEGEVE ( 08/03/2009 15:19)
anakamamoafady andrywain=batistaOO7 anaka fozaoranabe=andrywui tsy zakanareo ve ny tsy ho namana? tsotra kely tsy mandika ny fitsipikin'ny serasera.org dia mizotra ho azy io (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1107