reveo ao dia ereto

1. bazylou ( 07/03/2009 23:51)
ao fa ianreo mianakavy no nifidyazy e!! aza mimenomenona ary ny mividy menaka 50.000 fmg ny litre, ny yaourt 1.500, de reveo ao e. ny anay tsy omenayanareo :roll: :roll:
novalian'i xxx ny 08/03/2009 10:33
2. TEGEVE ( 08/03/2009 00:54)
anaka bazylou ny antony dia tsotra ny fandrombana dia mitarika foana ny varo-maizina ,io foana no efa tsy nifanarahako saina tao @ foibe (l) (l)
3. ndenn ( 08/03/2009 01:40)
Mba omeo ahy ny sezam-pitondrana dia ataoko ho tonga soa tanteraka ny fiainana ao Madagasikara . Tsy hanana trosa intsony isika fa mba hanànana trosa @ izay mandritry ny 3 taonjato manaraka .
4. TEGEVE ( 08/03/2009 01:46)
anaka ndenn mila miomana dieny izao ianao ,ny hevitra rehetra dia azo dinihina avokoa,tsy voatery mila seza ianao dia afaka mitondra ny anjara birikinao anaka (l) (l)
5. ndenn ( 08/03/2009 02:01)
Miala tsiny aminao aho Rangahy TGV raha mandika ny teninao ,olona tsy mbola nahafantatra any ianao fa hahafantatra ahy ao aoriana kely ao ,efa loa-jafiafy no miresaka aminao ka aza mandika ny siny nanondraka fahazaza , misy fotoana ny zavatra rehetra ary mino aho fa fantatrao ny zava-misy ao amin' ny firenena ankehitriny,tsy vitan' ny tranga lelan'amboarazana ny aim-pirenena ka atao kopak'ikalahanta ,mivimbin'alahelo sy mitondra fofom-beromanitra ,manome vitrik' asa nefa miloloha vatam-paty
Hahafantatra ahy ianao amin'ny fiainanao manaraka .
6. TEGEVE ( 08/03/2009 02:03)
anaka ndenn efa 1taonjato sahady izay ny trosa afaka (l) (l)
7. ndenn ( 08/03/2009 02:12)
Ho ampiako taonjato 2 amboniny ny hanànana trosa amin'ny tanindrazana .
8. TEGEVE ( 08/03/2009 02:19)
anaka ndenn vitan'olon rehetra ny miresa fotsiny toa izany,raha izaho ny hiteny dia lazaiko hiadana mandrakizay i Madagasikara saingy tsy hanao démagogie ny tenako ,ray tsy mila seza izany anaka (l) (l)
9. ndenn ( 08/03/2009 02:28)
On n'a nullement besoin d'être démagogue pour promulguer les reflexions utiles en matières politique ,il suffit d'être réaliste.
10. TEGEVE ( 08/03/2009 02:33)
anaka ndenn miheno sy miandry ilay hevitra aho fa dinika moa ny antsika ka dia mba liana be ny tenako nahita ny hoe afakao anaka ny trosan'ny madagasikara izany ,tsy misy ny maharatsy ny hilazanao n'izany akory fa vao maika faly avokoa ny malagasy (l) (l)
11. ndenn ( 08/03/2009 02:43)
Omeo ahy ny sezam-pitondrana dia ataoko ho tonga soa tanteraka ny fiainana ao antanindrazana .Hafatra ho an' ny mpiserasera rehetra izay fa tsy fanambakana na famahahan-dalitra .Fangatahana tsotra tsy an-kolaka ary tsy hifanerena .
12. TEGEVE ( 08/03/2009 02:46)
anaka ndenn tsotra anie izany anaka ,tsy ny malagasy na ny mpisera no hangatahinao fa ny tenanao izany no mila milatsaka ho filoha ,sa seza aiza io tadiavinao io anaka (l) (l)
13. ndenn ( 08/03/2009 02:52)
Vanitas vanitatus dixie ominas ,vanitas vanitum omina vanitas.
14. TEGEVE ( 08/03/2009 02:56)
anaka ataovy fitenindrazana ho fanombohana ny soa ho an'ny tanintsika fa tsy latin anaka (l) (l)
15. ndenn ( 08/03/2009 03:03)
Tendrompo tsy mba namana ,ny hairaha hafa foana .
16. TEGEVE ( 08/03/2009 03:09)
anaka ndenn misaotra anao nandika ho an'ny mpisera (l) (l)
17. ndenn ( 08/03/2009 03:14)
Ohabolana io fa tsy ny dikan'ilay teny latin.Bonne soirée .
18. TEGEVE ( 08/03/2009 03:17)
anaka ndenn ianao izany otran'ilay akama izay tao @ akademia malagasy izay ,misaotra (l) (l)
19. TEGEVE ( 08/03/2009 03:35)
anaka ndenn nisaotra anoa aho fa mbola tsy vodikanao ny latin-nao anaka,ny tenindrazana dia mahaidika tanteraka ny tianao holazaina (l) (l)
20. TEGEVE ( 08/03/2009 03:35)
anaka ndenn nisaotra anoa aho fa mbola tsy vodikanao ny latin-nao anaka,ny tenindrazana dia mahaidika tanteraka ny tianao holazaina (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406