vive tgv

1. bazylou ( 07/03/2009 17:20)
tgv ihany ny anay e!! :roll:
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:09
2. Rafahafahana ( 07/03/2009 17:38)
Aza mirediredy éééééé :-@
3. bazylou ( 07/03/2009 17:56)
satria tsy msy yto azy. fa trondro maty daholo ny ankoatr'izay.
satria mpitari dalana mahay tsy mety azo
satria tsy azo vidina , toy ny air force2 60.000.000 $.
satria mazaka tsara n'ilay 8 nofa be ,; mpiovarotra ny fananany razany hizestiavana!!
satria sahy mijoro hanohitra fa tsy andevolahy mpanompo sy oui mse etsy sy eroa!! :-D :-D (l) (l)
4. zakilinina ( 07/03/2009 18:25)
Nanao oui mse izy raha nanaiky handrodana ny ara-dalàna.
Ny jiolahim-boto sisa mpanaraka azy ary asa fanakorontanana no mba vitany.
5. zenamy ( 07/03/2009 18:46)
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
6. bazylou ( 07/03/2009 20:30)
fa inona le atao hoe ara dalana e?? ara dalana satria nambotry ara dalana ny gasy ve?? ara dalana le prezda mpangataka saosy etsy sy eroa dia mivarotra menaka 50.000 fmg ny litre ve??
Ao izao dia tambazana vary indray hikalmena ny vahooaka , ara dalana ve??
ara dalana satria i le8 ihany no mahazo manao izatsy sy zaroa ve??
Ny olona anie tsy jiolahim -boto hatrany an kibondreniny e. Ary raha hendry daholony olona dia prezda daholo ny gasy rehetr ao madagasikara.
Ara dalana ve ny fividianana ny fiangonana rehetra ao Madagasikara, ka izay tsy mety manaraka dia hidiana na vonoina mihitsy aza ny pasterany??
Ara dalana ve le tany 1.300.000 ha lafo e?? :-D :-D
7. xxx ( 07/03/2009 22:23)
ara-dalana io,voafidy mazava ary lany, fa tsy nangalatra teny amoron-dalana, ka aleo izy hanao ny ataony rehefa tsy sahy migreve @ zay tsy mety ataony fa tsy tonga d ny manongana! na za tsy izy aza tsy hanaiky ny hahongana tsotra zao!
8. TEGEVE ( 07/03/2009 23:09)
anaka bazylou ,marina tanteraka n y hevitrao fa tsy nisy adala tany ankimbon-dreniny akory fa iAndry nanaiky ny adalain'ny dinozoro sy ny renimalala (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007