wainbe za fa diso hevitra teto

1. andrywain ( 07/03/2009 16:10)
tena wain be za fa resy tgv ary diso hevitra hatramvolohany :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: aleo le ps andrywi sisa ampiasaina dia hivadika TIM amizay aho
mifona hery
mifona Noue
mifona mirananirina
:oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
2. xl ( 07/03/2009 16:33)
et alors?
3. zenamy ( 07/03/2009 18:48)
ahoana izao resaka izao fa inona no zava nisy,fa fanina izahay tsy maha araka ny zava misy
4. fozaoranabe ( 07/03/2009 18:51)
aza miafina ao ps fopla io ela ry TEZEVE,tsy i randrywui mihitsy no mandfa ny copie coller,eto. :evil: :evil: :evil:
5. TEGEVE ( 07/03/2009 22:55)
anaka fozaorana iTEGEVE dia tsy miafina fa i TGV no miafina miforin-drambo (l) (l)
6. Mirananirina ( 08/03/2009 17:50)
tena wain be za fa resy tgv ary diso hevitra hatramvolohany aleo le ps andrywi sisa ampiasaina dia hivadika TIM amizay aho
mifona hery
mifona Noue
mifona mirananirina

Mba sérieux hoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0467