mitady vady

1. rchn ( 07/03/2009 01:55)
aiza nareo ry sipa
novalian'i xxx ny 31/03/2009 23:56
2. xxx ( 07/03/2009 02:07)
Io ary aho e! :*
3. Tenio ( 07/03/2009 06:00)
hihihihi :-D :-D :-D
4. Mirananirina ( 07/03/2009 14:46)
Tsy izy aho e,hiala haingana aho fa aza matahotra.
5. Papoose ( 08/03/2009 01:13)
ary ny sarin-tsipa ahon?tafiditra ve? :°)
6. ari.malala ( 09/03/2009 07:41)
papoose, :-D :-D :-D manin aty ny zazamadinika? sa hanambady sahady? :-D :-D
7. Lejoba ( 09/03/2009 14:11)
andramo ihany ilay mitady sipa ao ambonimbony kely ao sao mba.......
8. Mirananirina ( 09/03/2009 14:48)
andramo ihany ilay mitady sipa ao ambonimbony kely ao sao mba.......

Saika ho teneniko
9. Papoose ( 09/03/2009 19:20)
ari. nga tsy azo andehananay aty?? :-D

ny sarimbavy anie no anontaniko eee
10. ari.malala ( 10/03/2009 07:50)
papoose, ko indry mbola zaza madinika anie akia no mahataitra kely anà e :-P aza maika hanambady ouz le mpihira zay anie rikalakely e :-P :-D :-D :-D
11. Papoose ( 12/03/2009 03:06)
atsy aza miteny hoe sipa aloha vao vady kou...donko zegny tsy maika....sady mandalo anie tsy midika hoe iny ahoo eee..otsan'le mandalo eo tsaralalana rehefa mivoaka ni koks....nga mo rehefa mandalo eo dia hoe mitady koks :-D
12. xxx ( 31/03/2009 23:56)
tsy aleo ve mitady sarimbavy marina satry na ny manisy na ny asina de samy birika daòlo ary afaka mifamadika :-D :-D :-D
fa ny tenanay tsamba ao anatiny fa fitiavanamana no ilazanay an'izany @nao fa anay tsa tia mitondra voyageur,fantatray fa be fitiafana ka mety hitiditra @'io,inona moa ny olana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0866