misy vao2 mitranga eny ambatobe ce soir 23h aty dago

1. xxx ( 07/03/2009 00:30)
androany alina dia poabasy be eny ambatobe,mino sy manatena izay fa mba fitohizany fisamborana an'i tgv izao zavatra izao.Juste a confirme
novalian'i bazylou ny 07/03/2009 18:02
2. xxx ( 07/03/2009 00:34)
EFA TRATRA IZY RY LE BE MARENINA TY A ! TSY CONFIRMENA INTSONY TGVMONGA B EFA BAY BAY MELANKOLINY ao fianarantsoa
3. xxx ( 07/03/2009 00:43)
Ndàna matory amin'izay ry ilay mpiady masina ireto a! mbola hanomana toriteny amin'ny alahady rahampitso hamerinkira ny choral sao lasa hira guignol eo koa less !
4. yuka ( 07/03/2009 02:59)
Marina ve zany ry xxx aa!
tinareo mintsy le mifikafina ao ambadik'i xxx ao an!
5. bazylou ( 07/03/2009 18:02)
tsy tratra i tgv!! tsy paiso izy akory!! :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007