« Je n’ai pas pris la fuite » fa natahotra ho voasambotra???

1. Noue ( 06/03/2009 09:17)
02H00 : Haja André Resampa est l'un des négociateurs représentant Andry Rajoelina
01H50 : Les représentants de Andry Rajoelina ont boycotté la journée de négociation d'hier.


Tsy tonga ny solontena avy amin’i Andry TGV

Nandeha ila ny fifampidihina itadiavana vahaolana amin’ny krizy politika miseho eto amintsika. Tsy nisy tonga teny amin’ny Hotel Le Hintsy na iray aza omaly ireo solontena avy amin’Ing. Andry Rajoelina. Araka ny fanazavana azo tamin’ny iray tamin’izy ireo dia noho ny tahotra amin’ny mety hisian’ny fisamborana no antony tsy nahatongavany. Tonga teny an-toerana avokoa anefa, tetsy an-danin’izany, ireo Delegasiona telo avy amin’ny Filoham-pirenena izay nahitana an’Ing. Jacques Sylla izay tonga voalohany teny Ambohimanambola, tamin’ny 3 ora sy 50 minitra. Teo ihany koa Ing. Noel Rakotondramboa izay tonga tamin’ny 4 ora ary ny Minisitry ny toe-karena Ivoahasina Razafimahefa, tonga folo minitra taty aoriana. Ankoatra izay dia tonga tamin’ny fifampidinihina avokoa ireo Filoham-piangonana efatra miralahaly ao amin’ny FFKM (I Mgr. Odon Razanakolona EKAR, Pastora Lala Rasendrahasina FJKM, Pastora Rakoto Endor Modeste FLM ary i Mgr. Ranarivelo Samoela Jaona EEM, izay mpanelanelana amin’ity raharaha ity. Raha fanazavana azo ihany koa dia efa tonga mialoha teny an-toerana ny iraka manokan’ny firenena Mikambana. Tsy mbola nisy nipika ny hevitra tapaka tamin’izany satria nambara tamin’ny mpanao gazety izay niandry teny fa tsy hisy aloha ny fanambarana atao
novalian'i fijo ny 06/03/2009 19:54
2. ralalaina ( 06/03/2009 09:22)
Inona no ifampiraharana @ mpamono olona e,tsy misy intsony zany efa ady izao no atrehana te hanao eo nefa saritahotra
3. Noue ( 06/03/2009 09:57)

11:30 - L’arrestation d’Andry Rajoelina serait imminente
4. yuka ( 06/03/2009 10:04)
Na ny ady ary ralalaina efa ho vita aa!
tsy ho ela dia hilamina Madagasikara,TGV efa resy.
aleo ny fanjakana hiasa hanadio sy hamongotra ny mpanakorotana.
refa tsy hifampidinika dia mipetraha tsara amizay,sao migadra eo vao mitomany
5. fijo ( 06/03/2009 19:54)
odon koa mila samborina fa fositra be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332