HIANGONA sy HIAKATRA POLIPIOTRA ve RAVALO @ ALAHADY izao?
2. Oay
(
06/03/2009 07:59)
rabingogilabanga:
De inona ny vavaka hataony ?
De ho faly handray azy hatrany ve ny mpino FJKM ?
Ka raha vao tsy mandray anazy eo d tsy mihinankanina é! Tsy misy mamorona eto fa tadidio ny 900 million nomen'i ra8 ny fiangonana mba hidirany ho lasa mpanjaka ny tany sy lanitra an! Apostoly Marc ndray tsy misy mahakitika eo izany jereo fa efa nafarany ny anjely fotsy hiaro azy é! (Madagate)
3. xxx
(
06/03/2009 08:35)
efa natakalon-dRasendrahasina vola (Kaiafa mpisoronabe), sy ny chef FJKM (lohandoan'ny mpisorona, fariseo sy ny sadoseo), vola ny fiainampanahi'nizy ireo
indrisy, ianareo no itenenan-dratsy ny anaran'ny Tompo
indrisy, ianareo no itenenan-dratsy ny anaran'ny Tompo
4. ARINOFY
(
06/03/2009 11:14)
tsy anjaranareo ny mitsara olona.Raha masina ianareo de tsy hanongam-mpanjakana ary tsy hankasitraka ny ekipan'ny olona mpandroba sy mpamaky trano.Na mankany am-piangonana aza ny filoha de tsy ho tsininy mihitsy.Andriamanitra de tsy mitovy toetra aminareo be fialonana sy mpanaratsy olona ireo fa izay miantso ny Anarany dia tsy hisy ho laviny."ESORY ALOHA NY ANDRY EO ALOHAN'NY MASONAREO ZAY VAO JERENAREO NY SOMBIKAZO EO @ MASON'NY FILOHA RAVALOMANANA NA NY FILOHA LALA RASENDRAHASINA IANAREO"
5. tanymasina
(
06/03/2009 20:35)
HO FALY AMPIVAVAHANY VE NY KRISTIANINA KATOLIKA
Mazava mihitsy ny tetika tamin’ilay hoe « TSY ASIANA FISAMBORANA MANANA ENDRIKA POLITIKA ».
Ny dikany : AROVANA I ANDRY RAJOELINA SY NY MPANARAKA AZY: ny mpandroba, ny mpandrava fananana, ny mpanakorontana, ny mpamaky trano, ny mpanao barazy, ny mpanani-drova, ny mpangaron-dapa, ny mpanao FIHANTSIANA REHETRA.
Politika ve, demôkrasia ve no ataon’ireo 4mis mamo tampina sy jiolahimboto, izay misy “mihaja”, MIHANTSY ny mpitandro filaminana, mandrahona sy manakorontana an’Antananarivo isan’andro ?
IZA MARINA IO MANANA POLITIKA TSY FANTATRA MIARO NY MPANIRAKA AZY IREO IO ?
Mody manontany moa fa fantatra ihany : iray amin’ireo MPITARI-BATO VILAM-BAVA, mitory fihavanana sy fifankatiavana, mpampihira miara-mizotra hanafenana ny kibay an-kelika.
Fantatra koa ny mpibaiko azy any ho any, sy ny mpiray tsikombakomba aminy, hatrany anaty Governemanta sy PARLEMANTA any.
Io ve no mbola ekena ho mpampihavana ?