La curiosité est un vilain défaut.

1. mion ( 06/03/2009 06:36)
La curiosité est un vilain défaut.
Efa nolazaina t@ haino aman-jery fa aza mifangaro @ ireo mpangalatra mba hanaovan'ny miaramila ny asany

Mikasika ilay étudiante: aleo ny enquête no hanamarina oe balle perdu an'ny Emmo Nat ve no nahavoa azy ( difficile à croire satria precis be ny toerana nidiran'ny bala: teo @ fony en plus sarotra ho an'ny miaramila ny ni-viser avec précision hoe eo @ fony no tifirina noho ny rindrina satria voalaza fa tao an-trano io etudiante io), sa machination hanasoketana ny emmoNat io.
Marihana fa afakomaly alina be dia nahenoana poabasy foana teny @ cité universitaire ankatso sy ambohipo ary refa natao ny fanadihadihana dia hay ireto mpianatra vao nahazo basy ka mianatra mitifitra.
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:58
2. Oay ( 06/03/2009 07:55)
Aiza ary mion mion mion izany ka ny olona nandeha teny d:
Satria tsy nihaino ary tsy nakatoa intsony ny nolazaina t@ haino amanjery;
Momba an'ity mpianatra voatifitra:
Tsotra ny valiny nasaina notifirin'irony mpikarama an'ady irony (sniper) ny mpandalo satria ny tanjona d amin'izay ny olona tsy hivoaka ny trano intsony noho ny tahotra.Io hoy aho ilay fomba fiady jereo fa leo ireo olona matahotra ny tsy hihinana rehefa nahita fa mitombo ny asanjiolahy d na nomba an'i TGV aza izy t@ voalohany d lasa tezitra @ TGV satria lazaina fa ry TGV no ao aorinan'ny asanjiloahy.Fanontaniana izay indray no mahazo tombotsoa @ tsy fivoahan'ny olona ny trano?
Raha tao anatin'ny ireo mpanao fihetsiketsehana mantsy no notifirina d tsy hotaitra intsony ny olona fa hoe izy no te hanankorontana fa @ izao izao d ny olontsotra d tsy hivoaka ny trano intsony d mora ho an'ny hery mpamoritra ny asany @ fandripahana ny mpanao fihetsiketsehana.
PS:Tany Fianaratsoa koa anie olona manao ny asany no notifirina.IO ry mion zavatra efa fantatra ilay fomba fampitahorana (intimidation) fa tsy zava-baovao a!
3. ari.malala ( 06/03/2009 08:35)
ary ireo olona teo antokotany voatifitra ahoana ny aminy? sa mbola vokatry ny curiosité vilai défaut koa? sa tsy azon'izy ireo atao koa ny mivoaka eo antokotaniny? :roll:
4. Noue ( 06/03/2009 09:13)
sambory tgvendrana dia tsy hikorontana intsony ny firenena eee !!!
5. tsiafoi1 ( 06/03/2009 09:28)
Ny maty tsy maintsy misy, tandrifin-drahona io ka izay hirarafany mandrefy tongotra. Fa ny fiainana mitohy foana.

Ampahafirin'ny daroka baomba naovan'ny Amerikana an'i Irak io. Analik'isa no dangy nitsitra indray andro monja t@'ireny (na sivily na miaramila), isika mihitsy no mbola tsy zatr'ady. Misy mpanandratra droit de l'homme ohatran'ny Firenena Amerikana, fa rehefa tsy maintsy natao raha izay no nampilamina ny tany de tsy maintsy natao. Fahendrena fotsiny ihany ny tsy mifangaroharo @'ny vorona rehefa akoho, de ny manaja tena mihaminkamina any an-trano na any anaty birao, fa ny bala tsy misy masony.
6. essera ( 06/03/2009 09:37)
Ny mampalahelo dia io fitondrana io tsy mety diso :
- intouchable
- Ny any an-dafy aza leroa rehefa misy incident mbola enquête be mahatsiravina hi-justier-na azy.
- Tadidio ilay tenin'ny filoham-pirenena tao aoriana kelin'ny 07 février hoe hanao fanadihadiana manokana.

Olona taty amin'ny prisunic taloha no voatifitra ny sasany misy profo.

7. ARINOFY ( 06/03/2009 11:44)
Hoy ny l'express(06/03/09),page 3:"elle (l'étudiante) suivait la scène depuis la cour des maisons pré-fabriquées de la cité universitaire d'AnkatsoII"raconte un de ses camarades.Anjaran'ny 1/1 no mamaly an'io thème ao ambony io.Na izany aza de miondrika am-panajana @ ilay maty ny tenako.
8. mion ( 06/03/2009 12:52)
Mazava angamba izay tenin'i ARinofy izay,


Tsotra ny valiny nasaina notifirin'irony mpikarama an'ady irony (sniper) ny mpandalo satria ny tanjona d amin'izay ny olona tsy hivoaka ny trano intsony noho ny tahotra.Io hoy aho ilay fomba fiady jereo fa leo ireo olona matahotra ny tsy hihinana rehefa nahita fa mitombo ny asanjiolahy d na nomba an'i TGV aza izy t@ voalohany d lasa tezitra @ TGV satria lazaina fa ry TGV no ao aorinan'ny asanjiloahy.Fanontaniana izay indray no mahazo tombotsoa @ tsy fivoahan'ny olona ny trano?
Raha tao anatin'ny ireo mpanao fihetsiketsehana mantsy no notifirina d tsy hotaitra intsony ny olona fa hoe izy no te hanankorontana fa @ izao izao d ny olontsotra d tsy hivoaka ny trano intsony d mora ho an'ny hery mpamoritra ny asany @ fandripahana ny mpanao fihetsiketsehana.


Oay >> superficiel be ny analizin'toi.
Tsy interessant ho an'ny snipper ny mifidy io cible io , donc tsy snipper no nitifitra azy, raha lehilahy io maty io de azo inoana ny hypothese "Snipper". refa hisafidy cible ny snipper de tsy maintsy :

1- izay maneho menace sy entrave @ fanatanterahana ny objectif. Or une jeune femme desarmée , çà n'en vaut pas la peine!!!
2- NA... cible efa premedité izany oe toy ny tueur à gage izy zany. Or, L'étudiante n'en vaut pas le coup.

Conclusion:
C'est une machination mba hanasoketana ny EmmoNat, andraso ny valin'examen an'ny Medecin Legiste (Autopsie, efa misy ary fitaovana aty mada ô) raha tsy mino toi

ary ireo olona teo antokotany voatifitra ahoana ny aminy? sa mbola vokatry ny curiosité vilai défaut koa? sa tsy azon'izy ireo atao koa ny mivoaka eo antokotaniny?



ari.malala >> enao ve nahita ze zava-nitranga tany sa mihinana am-bolony fotsiny, aiza no ahalalanao na saika hanafina jiolahy ireo ol ireo na curieux . Ary efa hitanao ve le quartier? ôtrin'ny aôna ny tokotany? za eto manao analyse de afaka mi-imaginer fa tsy nisy tamboho io tokotany io na hazo makarakara (precaire) ny mamefy azy. Arak'izany inn no mbola ivoahany teo an-tokotany???

9. Oay ( 06/03/2009 16:42)
mion:

Mazava angamba izay tenin'i ARinofy izay,


[Oay >> superficiel be ny analizin'toi.
Tsy interessant ho an'ny snipper ny mifidy io cible io , donc tsy snipper no nitifitra azy, raha lehilahy io maty io de azo inoana ny hypothese "Snipper". refa hisafidy cible ny snipper de tsy maintsy :

1- izay maneho menace sy entrave @ fanatanterahana ny objectif. Or une jeune femme desarmée , çà n'en vaut pas la peine!!!
2- NA... cible efa premedité izany oe toy ny tueur à gage izy zany. Or, L'étudiante n'en vaut pas le coup.

Conclusion:
C'est une machination mba hanasoketana ny EmmoNat, andraso ny valin'examen an'ny Medecin Legiste (Autopsie, efa misy ary fitaovana aty mada ô) raha tsy mino toi



Je vais essayer de vous repondre point par point et cela c'est ce que j'attends par antithèse.
Etant démocrate j'admets que mon analyse ne peut qu'être superficielle du fait je n'ai accès ni au dossier ni à l'autopsie voire à son resultat.
Par ailleurs je tiens à vous rappeler que c'est vous qui avez avancer l'idée d'u tireur professionnel vu la précision du logement de la balle dans le corps de la fille et donc je n'ai fait que vous repondre en vous disant que jusqu'au preuve du contraire c'est dans le camps du Saint Marc qu'on trouve des mércenaires blanc.Ainsi pour donner un aspect d'amateurisme dans le meurtre le snipper n'a ps réçu d'un ordre précis concernant la cible mais comme la machination consiste à intimider les gens à ne plus venir ni se trouver dans des endroits où il y a des manifestant le snipper a choisi cette victime inoncente, je tiens à vous rappeler que cette pratique a été mise en oeuvre la semaine dernière lorsque la force de l'ordre a tiré sur l'employé des toilettes publiques de la ville de Fianaratsoa.
Je vous repète que c'est une thèse comme un autre mais celui qui sait qui a raison ou tort c'est le commanditaire de l'acte, le réalisateur et Dieu

10. fijo ( 06/03/2009 20:58)
tsy azo hafenina kosa aloha fa misy ny fanararaotana kely ataon'ny tafika;io di avokatry ny fahatezerana noho ireo fihantsiana atao azy.isika gasy olon'ny fo ka rehefa tezitra tsy mahafehy tena.fa amin'ny ankapobeny dia mety ny ataon'ny mpitandro ny filaminana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0684