Fomba hanafoanana ny copie/coller
1. essera
(
06/03/2009 05:31)
Atao taratasy misokatra izy ity :
Azo atao tsara ange ny manafoana an'io Mr Hery tompon'andraikitra raha toa ka isaky ny mahazo focus ny contrôle iray dia desactivé ny ctrl + v sy ny contrôle + c ary ny menu contextuel.
Dia aleo mba mianatra manao saisie ry zareo mpigafy ny serasera ireo. Tsy ampy intsony tsinona ny hevitra hamaliana ny andaniny na ny ankilany dia article n'olona sisa no adika.
Misaotra mialoha tompoko

novalian'i xxx ny 06/03/2009 21:57
2. tsinjo
(
06/03/2009 06:14)
ny IP mitsy tounde sakanana ry hery a, ireo mpiafina ao am xxx sy manana ps bedabe efa ho 10 reo , manimba ny fijerin'ny hafa ny serasera izany . Merci de mampahery e
3. kasimodo
(
06/03/2009 06:24)
Ary maninona moa ry namana hery raha toa ka tsy azo atao intsony ny manao xxx ato @ serasera??? tena mahakamo be le tsy mahazaka hevitra 8-) 8-)
4. Optik
(
06/03/2009 07:35)
Tena marina reo e, tokony tsy mahazo manao XXX tsony fa io no tena mandoto ady hevitra ato.
De ny IP -nireo manana pseudo bdb tonga de sakanana koa.
Misaotra an'i Mr Hery.

5. hery
(
06/03/2009 09:17)
1. Misaotra t@ fanampiana :-)
2. Misy dinika hoe "Momba ny serasera" dia aleo any no atao ny torohevitra momba ny serasera fa raha vao ato amin'ny politika dia mety tsy ho hitako
3. Ny copier coller dia tsy Ctrl+C sy Ctrl+V ihany fa misy koa ny menu Edition->copier sy Edition->coller izay tsy azo désactiver-na
4. Ny IP tsy voasakana satria afaka mifindra cyber na ordi ny olona dia mety indray. Ny solonanarana ihany izany no azo sakanana.
5. Ny resaka hoe aza asiana xxx dia resaka efa nandeha sy niaraka nodinihina teto foana. Ilain'ny olona ny manao xxx amin'ny zavatra tsara ihany koa. Tsy ny fisian'ny mpanao xxx amin'ny zavatra ratsy no hanafoanana ny zon'ny olona hanao xxx raha mba misy zavatra tiany zaraina kanefa tsy tiany ho fantatra hoe iza.
6. Ny xxx dia fantatry ny mpandrindra ny forum.
Misaotra hatrany.

6. tsinjo
(
06/03/2009 09:22)
sefo hery > raha tena tsy azo foanana zany ny xxx de ilay manaratsy serasera ireny tokony avoaka oe iza le izy , fa tena manimba ny serasera oa mbo marina e
7. fijo
(
06/03/2009 21:04)
ny momba ny xxx aloha efa nodinihina teto io,arymarina fa misy "cas" ilaina ny fanaovan a xxxxx
ny tokony hoatao fotsiny dia ny mamoaka ny PSn'ireo mpanimba sersera eto

8. xxx
(
06/03/2009 21:57)
ory fijo an ka tsy hita anie ps anao an'io,raha hitan'i hery efa nesoriny saingy tsy hitany :lol: :lol: :lol: