misy ny manoeuvre de deversion tsy hita mihitsy copie coller

1. xxx ( 05/03/2009 23:32)
ps marobe ho fanina ,rahery oe iza amin'ireto de toute facon tsy manana droit hijery anio xxx io satria izay no lalana,dans l'ananonymat total rehefa misera2 toy itony.Mbola hoavy eo a partir 18h any :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i tsinjo ny 06/03/2009 06:11
2. tafondro ( 06/03/2009 00:11)
Ilay mihinan' ny anganon' ity ,ndana mahazo any @ tendrontany any .Le premier pourriture du monde c'est toi ,mets çà bien dans ta tête .
3. essera ( 06/03/2009 05:35)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 06-03-2009 00:32:52
Lohateny : misy ny manoeuvre de deversion tsy hita mihitsy copie coller
ps marobe ho fanina ,rahery oe iza amin'ireto de toute facon tsy manana droit hijery anio xxx io satria izay no lalana,dans l'ananonymat total rehefa misera2 toy itony.Mbola hoavy eo a partir 18h any


Dia vendrana be koa ianareo izany. Ny affichage pseudo ange no desactiver-na fa ny mombamomba anao ao ambadika ao e. Afaka mahita an'io tsara ny tompon'andraikitra. Ary tena hakanosana tanteraka ny ny manao ps xxx ato.

Mba mijoroa rangah amin'ny maha ianao anao fa tsy miafina ao ambadik'izao rehetra izao. Pseudo ange efa fiafenana e, ary mbola miafina ao ambadiky ny fiafenana ianao dia tena tsy olombelona fa fictif noho ny fictif.

4. ainaheri ( 06/03/2009 06:00)

xxx :

Lohateny : misy ny manoeuvre de deversion tsy hita mihitsy copie coller
ps marobe ho fanina ,rahery oe iza amin'ireto de toute facon tsy manana droit hijery anio xxx io satria izay no lalana,dans l'ananonymat total rehefa misera2 toy itony.Mbola hoavy eo a partir 18h any

essera:

Dia vendrana be koa ianareo izany. Ny affichage pseudo ange no desactiver-na fa ny mombamomba anao ao ambadika ao e. Afaka mahita an'io tsara ny tompon'andraikitra. Ary tena hakanosana tanteraka ny ny manao ps xxx ato.

Mba mijoroa rangah amin'ny maha ianao anao fa tsy miafina ao ambadik'izao rehetra izao. Pseudo ange efa fiafenana e, ary mbola miafina ao ambadiky ny fiafenana ianao dia tena tsy olombelona fa fictif noho ny fictif.


essera>> voalazanao,ireny efa zatra manao ratsy ,d miafina fona ny androm-piainany!!

xxxxx>> raha mba fantatrao manko fa isaky ny manao xxx ianao ,dia ny tompon'andraikitry ny dinika mahita hoe iza no nanao xxx,tsy mila tadiavina akory fa miseho ho azy...... xxxxx(ps-n'ilay xxxx) [resakao @ dinika].....otran'io ny fandehany sao enao mihevitra oe tsisy mahita hihihihi


5. tsinjo ( 06/03/2009 06:11)
ny mety amin'io ry hery tounde ny IP mitsy no banni-na any de vita ny aminy a , na mijery reo olona manana ps bedabe reo ary manimba ny serasera mitsy , mampahery e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0723