SEFO HERY IZA MARINA NO MPANAO COPIE COLLER

1. KALACK ( 05/03/2009 17:17)
Mba ampahafataro anay eto amin'ny serasera mazava otran'ny DEMOKRASIA mangarahara rasefo Hery zay tena manao le COPIE COLLER mba misy ahafantaranay azy
--- izay mankasitraka izany hevitro izany amin'ny Mpisera eto dia manaova ENY eto , listeo eto ny anarany Rasefo
novalian'i xxx ny 06/03/2009 00:21
2. ralalaina ( 05/03/2009 17:19)
sy ireo mpanao xxx koa mba asehoy rahery
3. TEGEVE ( 05/03/2009 17:25)
anaka mazava be io ,miafina xxx foana ny anakamamofady andywui refa mana copie-coller (l) (l) (l)
4. KALACK ( 05/03/2009 17:26)

Lohateny : SEFO HERY IZA MARINA NO MPANAO COPIE COLLER
Mba ampahafataro anay eto amin'ny serasera mazava otran'ny DEMOKRASIA mangarahara rasefo Hery zay tena manao le COPIE COLLER mba misy ahafantaranay azy
--- izay mankasitraka izany hevitro izany amin'ny Mpisera eto dia manaova ENY eto , listeo eto ny anarany Rasefo
5. TEGEVE ( 05/03/2009 17:32)
anaka KALACK efa lasa nitsoaka i andrywui (l) (l)
6. KALACK ( 05/03/2009 17:37)

Misy tsy milamina izany ry zandry TEZEVE matoa lasa i andrywui
7. TEGEVE ( 05/03/2009 17:47)
anaka KALACK izaho io mbola hitanao io nefa aiza i andrywui mino aho fa mazava aminao io resaka io (l) (l)
lasa nivadika Roch ao ambony ao nedala (l) (l)
8. KALACK ( 05/03/2009 17:55)
Misy tsy milamina izany ry zandry TEZEVE matoa lasa i andrywui

arahana maso akaiky zany ny namana zandry kely andrywui ato fa tsy matimatin'olona lolo
9. TEGEVE ( 05/03/2009 18:06)
anaka KALACK i ralalaina ihany no andrywui fa enao zany taraiky be ny ato @ foibe vao nampilaza teo (l) (l)
10. KALACK ( 05/03/2009 18:10)
Mba ampahafataro anay eto amin'ny serasera mazava otran'ny DEMOKRASIA mangarahara rasefo Hery zay tena manao le COPIE COLLER mba misy ahafantaranay azy
--- izay mankasitraka izany hevitro izany amin'ny Mpisera eto dia manaova ENY eto , listeo eto ny anarany Rasefo




MBOLA AVERINAY ETO FOANA NY FANGATAHANAY MANDRAPAMALINAO SEFOO
11. TEGEVE ( 05/03/2009 18:13)
anaka KALACK efa lany lakoly anie i andrywui dia tsy mahavita copie-coller intsony é (l) (l)
12. xxx ( 05/03/2009 18:16)
anaka i tegeve ihany no andrywui (l) (l)
13. andrywui ( 05/03/2009 18:19)
SEFO Rahery milaza zany ianao fa izaho no mpanao copie coller ato(na nanao ireo copie coller ireo)?? raha misy nataoko ao rasefo Hery dia vonoy mihitsy ny PS ko
14. xxx ( 05/03/2009 18:21)
anaka efa tratra ny ps an'i tegeve fa izy anaka no nanao copie coller (l) (l)
15. gasmlay ( 05/03/2009 18:47)
mety mpanohana an'le ra8 ngamba le mpanao kôlé kôlé de tsy avoka eto!! :-w :-w :-w
16. xxx ( 05/03/2009 19:22)
io indray hery le mpanao copie coller fa tonga io
17. fijo ( 05/03/2009 19:57)
anjarann'y tompon'andraikitra no misahan aizao,ka hovao rehefa tsy harany
18. Andribe ( 05/03/2009 20:46)
zao no mahatonga korotana eto madagasikara mifoka miafina ireo dia manao copier coller ireo mintsy no mpanakorotana nefa fatatra hoe iza :evil: :evil: :evil: :evil: mpiatsaravelatsihy daholo tsy tonga de miteny fa katahotra reny no tena hoe gasy masiso tsss :evil: :evil: :evil: :evil:
19. xxx ( 05/03/2009 21:11)
mangina ela ry andribe an (l) (l)
20. TEGEVE ( 05/03/2009 23:10)
anaka andrywui efa fantatra fa ianao io miafina xxx io toe-tsainao ny manao sarimbavy io, ary aza rahonana i Andribe fa samy maneho ny heviny rehefa tsy manimba ny siten'olona tsy manan-tsiny (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1134