ROMOTRA BE NY TGV TAFATSOAKADIA COPIE-COLLER NY ADY EO
1. TEGEVE
(
05/03/2009 13:47)
anaka isany zay tafatsoaka ianreo dia gurre de communication no ataovy ,zay ndray ny mots d'ordres navoakan'ny foibe ,ny tenako manokana moa dia tsy tia izany fanao izany raha copie-coller vendrana be toa izao no miseho,fitiavako an'i Madagasikara no hijanonako ato @ tgv mba hilazako sy hitandremanareo ny teti-dratsiny (l) (l)
novalian'i TEGEVE ny 05/03/2009 15:01
2. KALACK
(
05/03/2009 14:23)
Tsy hanao copie-coller intsony angaha i zandry kely tezeve sa nahazo avertissement tao amin mpiandraikitra tao ve ,rehefa resy hianareo ry zandry kely dia miezaha mafy handresy ,toa voan'ny Tgv hianareo kno
7. TEGEVE
(
05/03/2009 15:01)
anaka KALACK diso be ianao ary diso be ihany koa ny eritreritrao (l) (l)
