Ny momba an'i TV PLUS

1. essera ( 05/03/2009 06:48)

Hoy arinofy omaly hoe :


12. Mpandefa : ARINOFY [ Valio ] 04-03-2009 13:37:32
Lohateny : Re : Naninona ny TV PLUS no tsy nisy nandoro
Ra ny momba ny invité de zoma alo de miaiky za fa tena tsy mijery loko politika i Onitiana R fa samy mahazo ny anjarany daholo zay tonga eo.Fa ireo journalistes mpitrandraka vaovao ao de tena hita fa mitanila be @ TGV.Raha mihaino @ fo tsy miangatra de hita mihitsy fa pro tgv ireo journalistes tv plus ireo.Refa manao commentaire ny resaka t@ 13 Mai izy ireo de itariny lava mihitsy de @ farany vao mody asiany oe araky ny fanambaran'ianona.Mba jereo ane ny commentaire nataon'izy ireo momba ny fihaonan'ny filoha Ravalomanana t@ ireo firaisamonim-pirenena.Naveriny mihitsy ilay fanitsiana nataon'ny filoha ilay solotena niteny oe "mampiasa hery" nefa tsy mba nalefany ny fisaorana nataon'ny filoha an'ireo solotena ireo.Betsaka ny zavatra miseho ao @ tv plus maneho fa pro tgv rizareo.Tokony ho professionnel ny journaliste fa tsy mamoaka ny loko politikany.


Dia izao ny valiny :

Nisy fotoana tsy ampy iray volana izay ny TV PLUS nanambara mihitsy hoe vitsy ny vaovao omen'ny fitondrana azy satria afenimpenina daholo, ary raha izay fotsiny moa maninona fa jereo kely ilay sary alefa ao fa misy an'izao foana matetika "sary tvm". Izany ange dia mbola ahitana hoe fiainana niainan'ny rosiana no mbola demokrasian-tsika e. Efa sivanina le izy vao omena ny TV PLUS. Dia avy eo ianareo mimenomenona hoe kely fotsiny le vaovao alefan'ny TV PLUS.
novalian'i nanah01 ny 06/03/2009 05:28
2. kasimodo ( 05/03/2009 06:58)
Tsy hitako mitsy hoe inona no problem'ny namana amin'ny TVplus. Libre izy ary amiko raha mbola mpanao gazety professionel eto Madagasikara dia ny ao @ tvplus. Sérieux eh!! ary isaorako eram-po eran-tsaina mihitsy aza ireo mpanao gazety ireo fa tena manao ny ainy tsy ho zavatra mihitsy :wink: :wink: . Rehefa tsy faly ange ny mpomban'ny TIM dia afaka manangana hafa eh!! ary aza mijery TVplus rehefa tsy mahatanty eh!!! Téle bdb ireo... Sady ny TVM ko ngeh ao manome toky eh :-o
3. ravatorano ( 05/03/2009 07:19)
o ry zareo ah
tvplus v no mba tv serieux aminareo :-D :-D :-D
lazainy fa mercenaire ireo consultant militaire nalefan'ny SADC izany v dia mba serieux sa mihinana ambolony ohatran dry rolly mercia sy ry GDI ka raha vao mahita vazaha dia hoe mercenaire !
ngah moa mila hoe mijery na tsy mijery ! akatony ny tvplus-n lah reefa tsy azo jerevana :-P :-P :-P
tv bdb marina fa tsara ny mijery azy rehetra mba hahafahana manakiana izay tsy mety fa tsy manao resabotolo ohatrn'ny anlisany zany !

jereo ange ny fitsokan ireto omaly tetsy tsaramasay ankazomanga e !
mi zeste miantso sy manangatra miaramila fa vao miainga fotsiny zareo defa valy lefa ! naninona raha nijanona niandry teo ihany nefa !
T hanao aminy eo
[URL=http://img8.imageshack.us/my.php?image=rakiafina010.jpg][IMG]http://img8.imageshack.us/img8/1896/rakiafina010.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img8/rakiafina010.jpg/1/][IMG]http://img8.imageshack.us/img8/rakiafina010.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
4. tsinjo ( 05/03/2009 07:31)
za kou mba zendana ry zoky be ravatorano
5. madamakely ( 05/03/2009 07:34)
ravatorano:

o ry zareo ah
tvplus v no mba tv serieux aminareo :-D :-D :-D
lazainy fa mercenaire ireo consultant militaire nalefan'ny SADC izany v dia mba serieux sa mihinana ambolony ohatran dry rolly mercia sy ry GDI ka raha vao mahita vazaha dia hoe mercenaire !
ngah moa mila hoe mijery na tsy mijery ! akatony ny tvplus-n lah reefa tsy azo jerevana :-P :-P :-P
tv bdb marina fa tsara ny mijery azy rehetra mba hahafahana manakiana izay tsy mety fa tsy manao resabotolo ohatrn'ny anlisany zany !

jereo ange ny fitsokan ireto omaly tetsy tsaramasay ankazomanga e !
mi zeste miantso sy manangatra miaramila fa vao miainga fotsiny zareo defa valy lefa ! naninona raha nijanona niandry teo ihany nefa !
T hanao aminy eo
[URL=http://img8.imageshack.us/my.php?image=rakiafina010.jpg][IMG]http://img8.imageshack.us/img8/1896/rakiafina010.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img8/rakiafina010.jpg/1/][IMG]http://img8.imageshack.us/img8/rakiafina010.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]

Hay ve le TOURISTE 6 LAHY BOKON'OZATRA teny amin'ny 13 mey nahazo niditra teny amin'ny zone rouge sady nibaiko ny maramila "lany rangers" ka nanao adidas omaly le hoe consultant militaire nalefan'ny SADC e? Ary tsy fantantsooooooo......

6. essera ( 05/03/2009 07:34)
Hanenina ianao atsy ho atsy. Taloha fito volana no nitolomana fa izao zé tianao lazaina eo fa na tiana na tsy tiana d efa ny crédibilité an'i ra8 mihitsy no efa tsy ao mba tsy hilazako oe tsy misy intsony ho an'ny olona any ivelany.

Mapmé be lé oe, tsy misy firenena mikorontana izany eto ozy Ra8 indray andro izay nefa ny grevy efa miainga. Aiza ary izany te hanaraka revin'ny amerikanina sy ny firenena mandroso izany nefa mbola misavily amin'ny revolisiona kominista.

Tsy mety le izy raha vao sada2 e fa na izany aza lazao daholo aloha izay tiana ho lazaina. :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
7. essera ( 05/03/2009 07:43)
Madama kely koa reveko a. Fa maninona marina aloha tamin'ny nanontanian'ny journaliste ny emmonat filohandohany teo dia hoe touriste ireny e. Ary nanizingizina mihitsy razoky (raha nijery télé aloha ny sasany).

Tsy misy antony dia tokony tsy hamaliana tsotra an'lé resaka fa ny aty amin'ny serasera.org no mampahafantatra. Ka io ange efa tiantsika le miresaka miafinafina sy mipetsapetsa dia na ny tokony zavatra tokony ho lazaina aza mila ny hevitry ny eo Iavoloha (ra8) vao tenenina sao lasa ané Tsiafahy tampoka.

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. ARINOFY ( 05/03/2009 08:06)
kasimodo:

"Tsy hitako mitsy hoe inona no problem'ny namana amin'ny TVplus. Libre izy ary amiko raha mbola mpanao gazety professionel eto Madagasikara dia ny ao @ tvplus. Sérieux eh!! ary isaorako eram-po eran-tsaina mihitsy aza ireo mpanao gazety ireo fa tena manao ny ainy tsy ho zavatra mihitsy :wink: :wink: .
":

Tvplus kosa ranga hita be fa pro tgv a.Nahoana izy no mi insiste @ lay oe filohan'ny rafitra tetezamita nefa rafitra hita fa tsy ara dalana izany.

"Rehefa tsy faly ange ny mpomban'ny TIM dia afaka manangana hafa eh!! ary aza mijery TVplus rehefa tsy mahatanty eh!!! Téle bdb ireo... Sady ny TVM ko ngeh ao manome toky eh :-o ": ko raha tsy volan'ny kasimodo no mividy ny tv nay ko.
9. madamakely ( 05/03/2009 08:22)
essera:

Madama kely koa reveko a. Fa maninona marina aloha tamin'ny nanontanian'ny journaliste ny emmonat filohandohany teo dia hoe touriste ireny e. Ary nanizingizina mihitsy razoky (raha nijery télé aloha ny sasany).

Tsy misy antony dia tokony tsy hamaliana tsotra an'lé resaka fa ny aty amin'ny serasera.org no mampahafantatra. Ka io ange efa tiantsika le miresaka miafinafina sy mipetsapetsa dia na ny tokony zavatra tokony ho lazaina aza mila ny hevitry ny eo Iavoloha (ra8) vao tenenina sao lasa ané Tsiafahy tampoka.

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

raha mazava tokoa ange ny nandehanan'ireny vazaha ireny teny amin'ny 13 mey naninona no niafinkafina tao ambadiky ny camions tao fa tsy niseho niharihary, amin'zay mbola saika haka ny caméran'ny journaliste indray. izao fotsiny ny antsika ry Essera a! TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA!
10. Andribe ( 05/03/2009 08:23)
tokony esorina zany ra8 dia vonoina i tgv dia milamina ve ny tanana :?: :?:
11. essera ( 05/03/2009 08:37)
madamakely:

essera:

Madama kely koa reveko a. Fa maninona marina aloha tamin'ny nanontanian'ny journaliste ny emmonat filohandohany teo dia hoe touriste ireny e. Ary nanizingizina mihitsy razoky (raha nijery télé aloha ny sasany).

Tsy misy antony dia tokony tsy hamaliana tsotra an'lé resaka fa ny aty amin'ny serasera.org no mampahafantatra. Ka io ange efa tiantsika le miresaka miafinafina sy mipetsapetsa dia na ny tokony zavatra tokony ho lazaina aza mila ny hevitry ny eo Iavoloha (ra8) vao tenenina sao lasa ané Tsiafahy tampoka.

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

raha mazava tokoa ange ny nandehanan'ireny vazaha ireny teny amin'ny 13 mey naninona no niafinkafina tao ambadiky ny camions tao fa tsy niseho niharihary, amin'zay mbola saika haka ny caméran'ny journaliste indray. izao fotsiny ny antsika ry Essera a! TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA!



Izay mitsy retsy é. Zah aza ange te handeha mafy isan'andro fa ny asa koa atao ihany koa e. bisous maitsin retsy a

12. tafondro ( 05/03/2009 09:22)
Tena resaka fifanindrian-kazolena marina ny politika ry zareo an ,izay no fantatra , fa dia kajio tsara ny tombontsoa na ino-kidona na ino-kihantra .tsy mpomba n'iza n' iza aho hatr@ izao fa mpandinika ny momba ny raharaha politika .Déduction ,resaka mokondoha tsy resy lahatra no hahatafitàna @ io zavatra io ,asandrato ny tanindrazana fa io no fototry ny ain'ny malagasy .
13. nanah01 ( 06/03/2009 05:28)
Misaotra an'le nandefa sary aloha mba ahitanay vao2 e, zay mantsy leo vao2 d tsy mijery an'zany tsony fa mihorohoro lava isaky ny mijery. Ny TV+ s viva zany moa d tsy misy canal ho an'zany tsony ny télé fa nofoanana daholo fa mankaleo be.

Mba henonareo moa le fijoroana vavolombelona hoe 25.000.000 Fmg/sem no omena an'izy mianadahy ao @TV+ sy izy mianadahy ao @ antsiva? d zany no mahatonga azy ireo manao zay ho afany mihitsy @fandikana vilana ny vao2 sy miteniteny fôna io satria "mahery ny vola".

Mba mieritreritra ry gasy kely mpitolona raha tsy mandray an'zany vola zany nareo fa sô mati2 fôna eo a! d mba tonga saina @zay!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1724