lasa nitsoka any la reunion i TGV,tsy hono2 intsony

1. xxx ( 05/03/2009 00:07)
araka nolazainy pref de la reunion dia efa any la reunion i tgv sy ny minisitra maro2 .a confirmer
novalian'i narivony ny 05/03/2009 11:30
2. batista007 ( 05/03/2009 00:08)
tena marina io henoko ta @ rfi saingy mbola nolavin'i rolland ratsiraka
3. xxx ( 05/03/2009 00:14)
may volo tratra dia naleony nitsoka dia mbola tsy nisy naratra.Tena fetsy tokoa le kary lahy iny raha marina izany, :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
4. essera ( 05/03/2009 06:51)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 05-03-2009 01:07:49
Lohateny : lasa nitsoka any la reunion i TGV,tsy hono2 intsony
araka nolazainy pref de la reunion dia efa any la reunion i tgv sy ny minisitra maro2 .a confirmer

Rehefa tsy xxx intsony ny pseudo an ndrangah dia mino tanteraka ny tenanay.
Jereo ny pseudo-nay aseonay tsara leroa.
5. mion ( 05/03/2009 06:59)
en plus wanted mort ou vif leri @ zao ary vola be ny prime, ary ny titre ani andry tgv araka ny source azo tany @ INTERPOL dia terrorisme leri, sady accusé de génocide teo ambohitsorohitra no precursseur de guerre civil, mbola bdb ny chef d'inculpation anenjehina azy. ka na aiza na aiza, efa manaraka azy foana ireo chasseurs de primes na tsy gasy aza, indrindra fa ny sud af .
6. Optik ( 05/03/2009 07:25)
Ty ny appel d'offre-ko ry zalah:
7. Oay ( 05/03/2009 07:59)
mion:

en plus wanted mort ou vif leri @ zao ary vola be ny prime, ary ny titre ani andry tgv araka ny source azo tany @ INTERPOL dia terrorisme leri, sady accusé de génocide teo ambohitsorohitra no precursseur de guerre civil, mbola bdb ny chef d'inculpation anenjehina azy. ka na aiza na aiza, efa manaraka azy foana ireo chasseurs de primes na tsy gasy aza, indrindra fa ny sud af .

Mahatsiaro ny tantara aho @ ity filalaovan'i Ra8 ny afrikana ity, marina aloha fa rehefa tonga any afrika ny Malagasy toandry Ra8 d lazain'ny afrkanina hoe blanc é! d hita indray izao fa d hiova ilay fitenenana manao hoe "Ohatran'ny Sonegaly mahazo baiko" ny Sonegaly d nalefan'ny Frantsay handrpaka ny Malagasy t@ 1947 d @ izao indray ny an'i Ra8 alefa ny Sudaf d manomboka izao andao atao hoe "Toa ny sudaf mahazo baiko é"

8. mion ( 05/03/2009 08:57)
tsara rehefa maharaka tantara, ny tsy nampitovy azy de mifamadika le rôle:
Ny frantsay sy ireo pions nibaiko talou ny sonegaly indray zao no fongorina . Ary tsy omena baiko intsony ny sônegaly fa mahalala ny pesta hofongorina, mbo nivoatra zany ry zalà reo e. Ary tandremo tsy sonegaly irery an, ny Interpol hoa, efa akaiky i La Haye e!
9. narivony ( 05/03/2009 11:30)
Tena tsara tarehy i Mialy ka! sady mihaja be ny fihetsiny sy ny fitafiny. Tsetsatsetsa tsy aritra ihany iny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2155