ratsivalaka
1. fijo
(
04/03/2009 21:05)
de mba ahoan aizany i nenitoa ratsivalaka ry zalahy???sa nisitrika koa iny?
novalian'i xxx ny 04/03/2009 21:48
2. Noue
(
04/03/2009 21:09)
iny kely fingotra kely iny ve ?? tsss ! mbola ho avy koa ny anjaran'iny eeee !!! :^) :^) :^)
3. fijo
(
04/03/2009 21:28)
raha ny debany ve aza izao misitrika izy koa tsy hilentika le.samy manenina daholo izao ireo vendran arehetra ireo any amin'ny lavabatony any le
