Tsapao aloha ny herinao!(Prezida ravalomanana)

1. rabingogilabanga ( 04/03/2009 19:59)
C'est une boutade , izay tsy tsara ho lazaina raha toa ka filoha ny tena, satria:

1)Tsy adversaire roa akory no mifanandrina, na dia eo aza ny hoe andaniny, sy ankilany, roa, na telo akory aza, fa vahoaka samy mbola hiara-hiaina ihany rahampitso rehefa rahatrizay milamina ny tany.

2)Raha nisy ny korontana sy vakitrano ary aina nafoy, tany guadeloupe sy Martinique, dia nadray fepetra avy hatrany ny prezida Sarkozy: Etat generaux de DOM-TOM (izany hoe carte sur table, tous invités, tout sur tout) @ Avril 2009 izao

3)Ny antsika kosa dia Force avy hatrany, izay surtout tsy hay akory na handaitra, ary indrindra indrindra hiteraka lolompo sy valifaty, tsimoka ratsy ho an'ny korontana rahampitso indray

4) 100 morts (vao nisy maty 2 indray tany ambositra), 500 blessé, dont 200 graves, magasin vandalisés, pillés, etc... ; et on est là retour à la case départ , on ne change rien comme si de rien n'etait.


" La faiblesse de la force est de ne croire qu'à la force". [Paul Valéry]
novalian'i xxx ny 04/03/2009 22:05
2. xxx ( 04/03/2009 20:10)
misaotra an'i profesoara e :lol: :lol: :lol:
3. sitlo ( 04/03/2009 20:22)
:lol: :lol: :lol:
4. Roch ( 04/03/2009 20:25)
tsapaina inona moa no tianao lazaina rabingo...... na ny anaranareo aza de tena manahirana na ny mamaky azy. Ny herindra8 efa iarahamahalala fa tena HERIMBÔTAY ka inona indray, samborina ze tsy tikotiko, miteniteny fôna, manao tsy mahafolaka akory ny raharaham-pirenena.
Ny olana de izy filoham-pirenena, mana-karena izy ary mbola hana-karena saingy tena NUL izy rahy ny fitondram-panjakana no jerena.
............ Manao herim-bôtay i Ra-8 :evil:
5. xxx ( 04/03/2009 20:30)
asa raha iza no tena matahotra resaka ambony latabatra fa raha hanongam-panjakana kosa tsy maintsy mampiasa ny herim-bôtay!!
6. fijo ( 04/03/2009 20:47)
de iza izany no tena voan'ny hery izao?
7. Andribe ( 04/03/2009 20:57)
ny voan dra hery amizao le mitondra fimailo :-D :-D :-D :-D
8. xxx ( 04/03/2009 22:05)
Hoy rabingogilabanga teo hoe :\" La faiblesse de la force est de ne croire qu\'à la force\", c\'est la pensée d\' un faible d\' esprit qui voulait dicter ses faibles connaissances sociologiques aux forts qu\'il a voulu affaiblir. :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0452