hitan'ialahy isany ve ity ?

1. bazylou ( 04/03/2009 17:45)
http://mialisenfout.hautetfort.com/tag/andry%20rajoelina
novalian'i fijo ny 04/03/2009 19:59
2. Noue ( 04/03/2009 17:46)
9:00 - Mialy Rajoelina, la femme d’Andry Rajoelina, aurait précipitamment quitté Madagascar pour la France sur un vol Air France. Plus tôt, elle aurait demandé un visa schengen d’urgence à l’ambassade de France
3. sitlo ( 04/03/2009 18:02)
Nefa rehefa tonga any France lasa olo-tsotra tsy misy ireharehana intsony. Mampatsiaro ahy an'ilay hoe: "L'homme qui a voulu etre roi".

Afaka kelikely, iray na roa taona, indray izao dia himenimenina indray hoe tsy fitoviam-pijery eh, exilé politique eh, reconciliation eh, fahendrena malagasy eh, fihavanana eh...
4. xxx ( 04/03/2009 18:13)
hitsena aza zany zao deba mivady! efa mitondra sora-baventy i céline bienvenue au club!!!!!!
5. tsimatimanota ( 04/03/2009 18:15)
Tant mieux pour elle
sinon Tsiafahy en couple
6. ravol ( 04/03/2009 18:24)
Aza misoka aloha fa radem mbola hampieritreritra rehefa hariva ny andro e! na ho ela vao hariva ny andro ! raha tsy hoe angaha efa niteny ireo maso ivoho vahiny eto @ tanana ??? Mba omeo "mention" lery (omena satroka ohatry lmay tany USA) @ le valin'ilay fika dia mba tsohay le tohana be ao Suisse ao fa tsy misy handefasana ny vokatry ny tany e!
7. ifiona ( 04/03/2009 18:26)
ka iza zany no hanatitra vary ho an'i andry any Tsiafahy?
8. sitlo ( 04/03/2009 18:34)
shhhh, ianareo koa.
Ny mpanao politika angaha migadra izany. Ny olona nampiasainy ihany no migadra. Ry zareo mandalo kely ao am-pigadrana dia mody marary dia miantso frantsay himenomenona ny zon'olombelona. Dia evacuena any France dia manakorotana indray afaka kelikely.
9. ravol ( 04/03/2009 18:39)
nareo ho a ! ngah izy migadra zany e! eny amoron-dranomasina izy maka aina efa betsaka zay 2 volana niasàna izay; miaraka @ ordinatera ho enti-tanana mijery le kaonty sao tsy ampy ny le nalefan'i Dtoa fa hiverenako any @ 13 mey raha ohatra ka ...!
??????
:o ?????
10. Optik ( 04/03/2009 19:15)
ka ze ifangaroan'laisany any tsy ahoako fa i Mialy kely aty efa atoko tsara kolokolo!! he he!!
11. fijo ( 04/03/2009 19:59)
kyyy de hitaiza an'i mialy indray izany???soa fa manjakely ka tsy mahasosotra vao maraina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0565