Nikatona ny Orinasa 13 Mai SARL Offshore, chomage techinque
1. mion
(
04/03/2009 08:49)
Nikatona ny Orinasa 13 Mai SARL Offshore, maro ny mpiasa tao no tatran'ny chomage techinque . Tsy hisy zany ny activités maromaro toy ny sport refa avy miasa (mandroba), ny divertissement refa maka pause iny dia veloma koa (miloka).
ny Indemnité de chomage de zaraina ihany @ fotoana mahamety azy. Efa nadindona ity krizin'ny orinasa ity ka maro no nanao retraite anticipée sy nitady asa hafa hivelomana ka nampihena tsikelikely ny mpitanina andro nokaramaina teo.
Ny société Mère any Lafrantsa moa de mbola efa nanome toromarika fa afaka manao freelance sy télétravail ireo mpiasa tao @ 13 Mai SARL OffSHore fa hamatsy fitaovam-piasana (-mpiadiana) sy vola izy raha vao misy irika .
Raha zohina ny zavatra vokarin'ity orinasa ity dia tsotra:
De zay ry akama no saika hiandry ny vahoaka malagasy

- Dibera "Kôzatra" (ny dibera "Donga" tiko mantsy tsy misy intsony izao),
- Ny cocktail Molotov no hasolo ny menaka "Mendy" ary misy etiquette hoe "May" ny tavoahangy, ka tsy mba ny laoka ao an-trano no endasina @ izy ity fa ny tranon'ny vahoaka Malagasy
- Nofoanana ny MaGRO rehetra ka hosoloina MaSKILL, ary ao @ zany grande surface MaSKILL zany dia ahitana FozaOrana congelés amidy miaraka @ ireo charcuterie sy paté
- Ankoatra ireo filiere DEGS, Lettre, Medecine, Science, Belôty etccc... izay efa misy eny @ Université dia ampidirina koa ny FILIERE DJ ka ampiharana ny Systeme LMD, marihina fa tsy mila Bacc ny fidirana @ io filiere vaovao io ary ahazo presalaire toa ireo mpianatra agro ny mpianatra @ io. Ary ny critère hidirana ao dia ny poids : ireo moins de 45kg na lahy na vavy ihany no mahazo mianatra
- Ireo olona matavitavy ihany koa dia ho samborina avokoa atao enquete refa azo ny fitondrana fa mikomy satria mbola mihinana sy manafina produit tikô
- Train Godraka sy Voretra (TGV) no ho vokarina hasolo ireo fiara fitateram-bahoaka toy ny ligne 119, 128, 163 etc...
- Tsy ilaina ny Air Force 3 andehanana hitety firenana fa mbola Train TGV no entina raha andeha hamangy an'i Mama la France sy Dadatoa Dede Ratsiraka
De zay ry akama no saika hiandry ny vahoaka malagasy
novalian'i fijo ny 04/03/2009 21:34
2. rabingogilabanga
(
04/03/2009 09:00)
1.Zone rouge partout alors, nefa tadidio fa tsy fariparitana foana anie izany zone rouge izany e!raha ny olona nianatra tokony mahay tsara izany
2. Efa tsy mankeny ambohitsorohitra ny olona, dia ahoana no mbola tampenambava, efa io demokrasia io no ilaina , dia mbola io vao may mitombo ny fanampenambava.
3. Eny @ 13 Mai izany voasakana, fa ny eny Mahamasina misokatra androany 04/03/09, @ manifestation ny pro ravalo? c'est ça la democratie?

3. andrywui
(
04/03/2009 09:07)
Le farany indrindra ry mion no raisiko a ! ozy elah oe ::
saika hiandry ny vahoaka Malagasy ??? f'angah letsy mbola vita ny TOLONA a vao misasaka aza ko eo elah no oe saika a saika !! efa ho avy mitsy izy ka !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D hon !hon! hon! hon!hon! hno! hon hon hon fihomehin'i Batista007 zany rehef misy hadalana ataony ato !!
De zay ry akama no saika hiandry ny vahoaka malagasy
saika hiandry ny vahoaka Malagasy ??? f'angah letsy mbola vita ny TOLONA a vao misasaka aza ko eo elah no oe saika a saika !! efa ho avy mitsy izy ka !! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D hon !hon! hon! hon!hon! hno! hon hon hon fihomehin'i Batista007 zany rehef misy hadalana ataony ato !!
4. essera
(
04/03/2009 09:12)
Ho an'i Mion
Efa be be ihany no voa-gôman'dra8 ka aleoko tsy misy toy izay monopoliser-nao ny revy rehetra.
MADAGASIKARA TOMPOKO TSY AN'OLON-TOKANA NA ANA-ANTOKO TOKANA KA IVERENANA AMIN'ANDRON'NY MPANJANAN-TANY INDRAY
N'IMPORTE QUOI
:-@ :-@ :-@ :-@

5. Andribe
(
04/03/2009 09:15)
tena na ny gasy eto @ serasera aza tsy mahay mifandamina tsy mahita resaka hifandraisana ko aiza no hifandraisan i ra8 sy tgv. Raha ny fakany no ratsy dia ratsy h@ vaoniny koa. Ny eto @ serasera izany no fakany otran ndry wiwi sy essera sy mion sy ny karazany izahay aloha mpitazana dia himehezana fotsiny fa mampalahelo no miijery ilay mifandramatra dia aleo himehezana fotsiny na tsiky dia ampy hoy dadarabe hery :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
6. mion
(
04/03/2009 09:18)
rabangobilabingo> Mba fantatrao ve ny atao oe democratie, aza miteniteny foana fa mampme sy manaoainina anao le izy.
Efa hita ny demokrasianareo : fahorian'ny olona mitady fivelomana izay sakananareo sy robainareo isan'andro, mihorohoro sy mihoron-koditra andro aman'alina, bruler vif ces copain, exploiter l'ignorance des faibles pour aller se tuer et franchir les zones rouges, sakanana hianatra ny mpianatra, tsy avela hiasa ny mpiasa, ny lainga sy ozona afafy etsy sy eroa. C'est çà votre democratie.
Ne venez pas nous reclamer la democratie fa raha io definition'nareo io no omenay anareo de mahazakà ary tsy tokony hi snif snif satria zavatra notadiavina.
Qui a osé reclamer 3minutes d'antenne à la TVM & RNM après l'incendie de ces stations à anosy par ses propres partisans. Ces lamentable, c pitoyable, c insensé. c n'importe quoi. Mihevera tena zany ny olona arahinareo.
Trop ridicule , honteux

7. andrywui
(
04/03/2009 09:24)
Mody mba gentil ndray zany ra- Andribe androany a !! aiza ary izy zany !! ndray elah mifotafota be mitsy mampihinana an'i Ralalaina sy Kidoro sy Annie sy ny sisa de androany elah lasa Masindahy Andribe tampoka !!! fa izao letsy a !! ialahy sy i Miranirina ony kay lety mifanoratra amin'y E-mail ato am forum fon ! vao tratranla ony izy miditr ato de avoakanlah tato de ao nareo 2 mifampikopota ao ambadika ao !! ary elah ty ry Andribe tena tssss !!! zay aloh nonataondry zalah fa ts haiko e !!! :-D :{ :{ :{ :{ :{ :{ (l) Andribe :-D :-D :-D Mirananirina (l) :-D :-D :-D =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
8. xxx
(
04/03/2009 09:26)
Ary hitako iny kalakely iny tsy de hita2 tsony kay afeninlety any atranony any zany :@ :-w
9. yuka
(
04/03/2009 09:57)
hay zany kou no mahatonga ireto TGV ato ireto manjononjono ana ary @hafatra ary!
tsy manaikitra aty amiko ny fitanareo ry tsitononiko aa! :-P :-P :°) :°)
tsy manaikitra aty amiko ny fitanareo ry tsitononiko aa! :-P :-P :°) :°)
10. Oay
(
04/03/2009 10:14)
yuka:
hay zany kou no mahatonga ireto TGV ato ireto manjononjono ana ary @hafatra ary!
tsy manaikitra aty amiko ny fitanareo ry tsitononiko aa! :-P :-P :°) :°)
aoka kosa ry yuka! soa ihany za fa tsy miaraka @ ndry TGV fa hay ny tanjondry zareo koa izany hameno an'i Madagasikara @ kely maso mavo hoditra klé, porofon'izany ity lazain'i yuka ity satria araka izao anarana izao (yuka) d ianao mihintsy no ataovy commis @ fifampiraharahana @ asia an! Soa ihany wa! Ary hitako ilay top biz'oroka hihihi...
11. xxx
(
04/03/2009 10:34)
Yuka manan TOP biz'orok f kelimaso daol anf ef voaodin ny sain sastr ny fiavian Dago fa izy ef niov lasy niandr kelimas k velom ry lay malalany f izy ts gas tson f mb manao Malagas fotsn :lol:
13. essera
(
04/03/2009 11:18)
Ndry kosa aloha ry Yuka reveko fa saingy, indry vehivavy dia tsy dia mahatakatra lavitra loatra matetika ireny fa ny eo akaikin'ny oron-dry eo ihany no lasa lavitra indrindra.
:* :* :* :*
:* :* :* :*
14. ratavao
(
04/03/2009 11:19)
Amiko aloha dia tsy ny toy izao mihitsy no vaha-olana eo amin\'izy roa mpifanandrina izany, de toy izany ko ianareo mpifanasa vangy eto. Dia hikorontana fona eto zany isiko ko! Ny an\'ny fitondrana izao no vaha-olona fantany fa mety, dia ianareo ve mihevitra fa hampilamina ny an-kilany zao? De enao ihany no ho menatra ny atao eo re R-8 Ö!
15. xxx
(
04/03/2009 11:23)
Oay , XL , essera !! aokanareo i Yuka fa izy anie no mba mpanao politika tsika malemy fihetsika ato e! ny azy reny le manindro-paingotra kely reny no tena mba style ny !! fa ze tratrany de misafo saoka kely mitsy aloh an !! tohizo letsy a!
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
16. yuka
(
04/03/2009 11:47)
tohizo hono ozy xxxee!
inona ilay alavitra hotakarina ary ahitanao zany tsy matakatr zany!
Ny malalako koa aza tenitenenina fa aleo izy hiasa tsara any Dago any. :evil:
inona ilay alavitra hotakarina ary ahitanao zany tsy matakatr zany!
Ny malalako koa aza tenitenenina fa aleo izy hiasa tsara any Dago any. :evil:
17. fijo
(
04/03/2009 21:34)
rehefa nandray ny andraikiny ny fanjakana dia efa tsara izany.ampy izay ny gaboraraka