Tsipaipaika

1. BOYSGOSS ( 04/03/2009 06:50)
Hono aho eh, d mba izy hono no hanome vola handoavana hofatrano, ny ecolagen'ny ankizy, ny electricite sy ny gazy, ny vola hividianana sakafo, ny vola mba hanaovana revy ho an'ireo olona mpomba an'i TGV izay ho alainy hitokona eny @ 13 mai fa tsy mahazo miasa tsony sa hanao tsipaipaika ry zareo ?
Ny zavatra tsapako rhf nanotaniako ireo mpiara miasa amiko mpomba an'i TGV raha ho any d tsy nisy sahy d aiza ilay firaisankinanareo ?"mpiaramitokona", tsy tokana ve no tanjonareo hoe anala an-dRavalo d ianareo v mihevitra fa ho afakareo eo izy raha hijanona anaty birao nareo, ny midina an-dalambe ary tsy mahafaka azy maika fa ny anaty birao.
Mieritrereta
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0062