Lany vola sa tia kely Ravalo? Hetsik'ireo 4-mis rahampitso
1. Annie2006
(
03/03/2009 15:47)
Hamory 4-mis ao mahamasina Ravalo hiaro azy satria samy kanosa daholo ireo TIM ireo ka tsy misy sahy hiaro io jadona Ravalomanana io.
Mbola hakanosana ihany koa: Vola notrosain'ny malagasy @ banque Mondiale (projet HIMO) no hanakaramany ireto 4-mis ireto (tsy hiasa fa hikiakiaka ny anarany ary hanompa vahoaka sy hiaro ny famonoana olona nataony).
Izany raha toe tsaina, tena tsy avotra e: KANOSA; TIAKELY; MPANDAINGA; MPAMONO OLONA....

novalian'i xxx ny 03/03/2009 16:52
2. andrywui
(
03/03/2009 15:51)
O ry annie a !! efa mitatitra andro amanalina ny avy eny ambanivohitra ko zao ry TIM ka !! ny avy any Antanifotsy , Ambohimandroso , Mahitsy Ambohidratrimo Talatamaty , Manjakandriana , Talata-volon'ondry .... efa mandé be ny fanoratana anrana ho eny !!! misy ihany ny tsy mety intsony ny sasany satria so ho tratranlae orambe nivatravatra be namely azy mianakavy to de tsa nety nandé tsony !!! ny vola'olona notaterina tamreny aza bedebe no tsy nahazo fa niala maina fotsiny ::
3. Oay
(
03/03/2009 16:01)
Annie2006:
Hamory 4-mis ao mahamasina Ravalo hiaro azy satria samy kanosa daholo ireo TIM ireo ka tsy misy sahy hiaro io jadona Ravalomanana io.
Mbola hakanosana ihany koa: Vola notrosain'ny malagasy @ banque Mondiale (projet HIMO) no hanakaramany ireto 4-mis ireto (tsy hiasa fa hikiakiaka ny anarany ary hanompa vahoaka sy hiaro ny famonoana olona nataony).
Izany raha toe tsaina, tena tsy avotra e: KANOSA; TIAKELY; MPANDAINGA; MPAMONO OLONA....
Aiza kosa ry Annie2006 no d hoe 4-mis daholo no ho eny Mahamasina,
Fa ny an'elah ry le andrywui aloha d marina,
fa hitan'elah mou letsy fa ny any ambanivohitra d mora ampitahorina d tsy maintsy mandeha klé.Ary ny any ambanivohitra koa raha vao tsy mety mandeha d tonga d voadaroka d maty tsy misy mahita é.
4. hery
(
03/03/2009 16:40)
Tsy ho fifaliam-be ve ny an'ny 4-mi raha izany no misy. Ho lasany daholo indray ireo bandin'Anjanomanal efa mba kil-n'ny TGV ireo :-)
Aza ankalazaina loatra zany fa very eo daholo indray ny kil-nareo.
Aleondry zalahy tokoa mantsy mahazo vola any amin'i Ra8 de tsy maty toa izay sady kely vola omen'i AndryTGV kanefa mbola asainy manao sorona miditra zone rouge ihany.
Dia aleo tokoa aloha mba hahazo vola ny avy any ambanivohitra fa manomboka lafo koa ny fiainana any vokatry ny fandoroana MAGRO

5. xxx
(
03/03/2009 16:52)
dia iza isa no mba mba hitokona eny @ 13mai,sa mety temps mort indray eny @ 13mai dem