Voatery nosakanana

1. hery ( 02/03/2009 10:11)
Miala tsiny fa voatery nosakanna tsy hiditra eto amin'ny forum serasera ireo namana izay tsy nanaraka ny fitsipika eto amin'ny serasera.org :-)

Nisy ny nisandoka anarana, nisandoka solonanarana, nanao copier coller lava be nanimba serveur, manaratsy namana hafa, tsy mitsiky (lol)

Ho an'izay tsy mbola namaky ny fitsipika ifampitondrana eto dia azo jerena ireto rohy ambany ireto

http://namana.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p46e8ed7f0e11c
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/policy

Dia misaotra am-pitsikina hatrany :-)
2. ni81 ( 02/03/2009 10:35)
Merci dadan'i Aina a! :D
3. ari.malala ( 02/03/2009 11:43)
hery, misaotra e, fa tena ilaian v le mitsiky? za mants le mivanitika no tena spesialite ako :-P :-D :-D :-D
4. fahamarinana ( 02/03/2009 12:14)
:arrow: misaotra an'i sefo nampahatsiahy !! za koa tahaka any Ari.malala :ilay mitsiky tsa hay fa mivanitika hatreto...
Ny marina dia somary nisintaka kely ny serasera satria nampalahelo ny tranga hita sy tazana etsy sy eroa raha tsy hiresaka fontsiny ny dinika tokony ho manokana araka ny fitsipika.Fa marihiko hatrany fa hevitro samirery moa izay.
Dia ho tsiky dia ampy izany fa tsy vindavinda intsony... :D (l)
5. ari.malala ( 02/03/2009 12:40)
fahamarinana, de miverena amiza fa malaelo za :p :-*
6. fahamarinana ( 02/03/2009 12:52)
:arrow: ari : eny akia fa efa eto ndray a!raha tsy tazandry ato anie za dia tsy maintsy tazandry ary ihany koa e ! Nareo ato ihany no namako any sy ankafiziko rahateo.... :wink: :-* (l)
7. ni81 ( 02/03/2009 13:22)
hery, misaotra e, fa tena ilaian v le mitsiky? za mants le mivanitika no tena spesialite ako
:-D :-D i ari mampiseho amboakelitenda mihitsy knou! sa ahoana? :°) vanitika dia ampy e
8. fahamarinana ( 02/03/2009 13:40)
ni81:
vanitika dia ampy e

:arrow:ni : mba tahaka ny ho tiako koa io lazaindry io ! :-* (l)
9. xxx ( 02/03/2009 16:10)
:D hihihihihihihihi
:D :lol: :P :D
Angaha tsy misena ry reto an!!, noheveriko fa tsy voafafa ange izà satria mbola tafiditra soa aman-tsara teto amin'ny serasera, dia mbola saika hananihany teto indray, kay loza ny anao lahy fa tsy afaka namaly dinika intsony :lol:. Izy aloha rariny ihany raha tsy navela hamaly hevitra intsony ny tenako e. Dia veloma indray izany enao ry bista . Io mantsy no mba hany ps-ko taloha, tsy misy mahalala satria xxx foana no ataoko :). Dia mbola xxx ko ny ho avy rehetra satria tsy hitako izay maharatsy azy.

tsiky dia ampy tokoa ra-hery an! veloma any amin'ny mpiandraikitra lefitra Ing.ravatorana koa e!!

:)
10. Noue ( 02/03/2009 17:21)
dia mbola nanararaotra nampiditra pseudo vao2 ravalomanana indrey eee ?? tssss
02-03-2009 18:15:40
ravalonamana ->
11. Noue ( 02/03/2009 17:23)
Takelaka manokana (Wiki) : ravalonamana
Namana faha : 51382
Nisoratra anarana : 2009-03-02
Tato farany : 02/03/2009 19:22
12. xxx ( 02/03/2009 17:31)
Takelaka manokana (Wiki) : ravalonamana
Namana faha : 51382
Nisoratra anarana : 2009-03-02
Tato farany : 02/03/2009 19:22


Tsy izà io an! Aoka hazava ny resaka :D . Za zao efa mipiripirina mihitsy, efa nivadika ho TIM, tsy mananihany olona intsony. Efa hendry e!!!
13. Mirananirina ( 07/03/2009 15:36)
tsara kosa izany e,misaotra ny mpikarakara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1921