MISY MHINANA SAKA VE NY MPANAO POLITIKA

1. karandoha ( 01/03/2009 18:51)
Salama

Misy mihinana saka ve ny mpanao politika. Toa izay mihinana ireny hono dia lasa alavitra be sady manambola be rehefa avy eo, asa ny hevitrareo aminio ry mpanao politika
:-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i yuka ny 02/03/2009 09:14
2. xxx ( 01/03/2009 19:06)
mpisotro ràn'olona no misy = Ravalomanana
3. xxx ( 01/03/2009 19:57)
dia saka indray izany no menu hoy rakarando dia lasa lavitra
ary tandremo aza soa mivarotra saka be loha ela rakarando fa ny alikakely 8ariary hihihihihiihhihih :-D ^^ ^^ ^^ :-D :-D :-D
4. tafondro ( 01/03/2009 20:24)
Ny menaka tongotra liona no tena efficace sady misy mivarotra ao @ galerie peyrissac .Mba andramo dia ho hitan' ikarandoha.
5. xxx ( 01/03/2009 20:33)
ary reto pamosavy daholo saka eee lioana eeee tsss :-D :-D :-D :-D
6. tafondro ( 01/03/2009 20:43)
Fandehany daholo izany ra xxx fa tsy hay ny momba ny hevitrao ny @ fampiasana ny natiora .
7. ravalomanan ( 01/03/2009 21:32)
Ny ahy zao ohatra kravaty mena sy osy mainty no fombako
Misaotra 8-)
8. ndenn ( 01/03/2009 21:38)
Mbola misy koa ny mpampiasa ny vaudou sy ny sasany araka izay hitiavany azy.
9. yuka ( 02/03/2009 09:14)
tonga hatrany amin'ny saka koa zany ny fampiorohorona an! :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0664