Toroy fandefasana entana FRANCE --> DAGO. misaotra mialoha ô
1. malalanao
(
01/03/2009 18:30)
Manaona ô!
Mba te hanontany ange azafady : société inona ary aiza no tsara sy mora kokoa raha te handefa entana any Madagasikara ?
Izaho dia nianatra aty france, hahavita ny fianarako atsy ho atsy, ary mitady sahady ny fomba hitondrako ny entako any Dago. Ny entako dia toy izao :
- 200kg eo ho eo.
- 3m3 eo ho eo ny hadiriny (volume).
Efa nijery teto @ internet ihany aho, ka nahita ny site-n'ny walexport : http://www.walexport.fr/
Ka dia nataoko ny tombatombana :
[size=14px]3x180€/m3[/size]
+ [size=14px]50 €[/size] (frais dossier)
+ [size=14px]200€[/size] (divers et imprevus)
+ [size=14px]100€[/size] (location voiture hitondrana ny entana avy aty @ misy ahy [poitou-charente] mankany paris)
+ [size=14px]douane[/size] any dago (izay tsy azoko an-tsaina mihitsy).
Raha atao ny koanty dia mahatratra : 890€+douane.
Koa mba te hanontany an'ireo efa zatra mandefa zavatra any dago aho :
- misy zavatra tsy voaertreritro ve @'io compte io kay e?
- Sao mba mahita fomba moramora kokoa ianareo ?
- ohatrinona eo ho eo kay ny famoahana entana any dago e? (douane any tamatave). "ordre de grandeur" fa tsy voatery ho précis be akory.
Dia tena Misaotra indrindra ange e!
Mba toroy hevitra e!

novalian'i rasmanirina ny 25/11/2016 20:11
2. flodine
(
01/03/2009 20:03)
malalanao:

Ha, ny mpianatra mody angé mahazo reduction raha aty aminay e, zany hoe misy ampahanentana tsy mandoa frais, fa ny any france no tsy fantako.
3. Ralay
(
01/03/2009 20:25)
Raha mpianatra hody ianao dia tsy tokony handoa douane any dago fa mankanesa any @ consulat na embassade akaiky anao dia makà taratasy milaza fa hody definitive. Mila ataonao liste daholo ny entana entinao mody ( Frigo, télé, sns...).
Walexport lazainao io no betsaka mpadefa entana raha mankany dago.
Dia tongava soa any antanindrazana e
:lol:

4. malalanao
(
01/03/2009 23:19)
>ralay : henoko tokoa io hoe tsy mandoa douane io, fa aleo tokoa aho hanontany any.
>fodine: ny aty france toa tsisy reduction 'znay 'ko. Fa ny any aminareo: ilay orinasa mpandefa entana ve no mampihena ny sarany, sa ny ambasady gasy no manampy ( :) ), sa ilay sekoly nianaranao no manome "affranchissement".
mandrapanontaniko ny ambasady dia isaorako mialoha izay mbola mety hahita hevitra :).
dadany ihany mantsy le 900€ hihihi

5. mabloo
(
02/03/2009 07:18)
Manana ilay atao hoe Franchise universitaire ianao ka manantona ny ambasady na anotanio ihany koa ny sekoly ianaranao na ny prefectora misy anao .
Tongava soa any antanindrazana e!!
Tongava soa any antanindrazana e!!
6. Lejoba
(
02/03/2009 12:48)
araka izay azo atao aza miditra Toamasina izany fa very any ny entana.
Mankanesa ao @ ambassade fa tsy mandoa douane araka io lazain'ny namana io. Mety hanome torohevitra hafa koa izy fa au cas par cas fa tsy voatery hitovy ny rehetra.
SCAC koa tsara be ny service raha entana be dia be toy izany. Sady azo antoka fa azonao daholo ny entana satria ry zareo no miantoka azy mandra-pandrainao azy any Dago. Na ohatry ny lafolafo aza ny fijerinao an'io, aleo mandany 200€ amboniny fa tsy misy very ny entana. Sady ao Tanà ville no alainao avy eo.
Anontanio mialoha ry zareo fa sao misy fomba ampirimana ilay entana hampihena ny volume na ny lanjany.
Fa omany tsara ny saina raha hody définitivement izany fa "henjana" any @ tanàna an

7. sipagasy
(
02/03/2009 22:09)
efa nanontany tany à ambassade veh ianao, fa misy azo anampiana anao any raha tsy diso aho e!
8. bazylou
(
04/03/2009 17:49)
ity anontaniana, fa nyahy ioihany no fandefasako, 01 75 91 04 22** 0642857602 , Tsy miala ami'i Rojo e
10. malalanao
(
05/03/2009 22:12)
Efa nanontany tany @ fianarako aho, ka nolazainy fa 50kg no franchise universitaire. Ny ao anatin'io anefa hoy izy dia tokony ho boky sy kahie, sns ihany :).
Nanontany ny ambasady koa aho, ka reko fa ny douane no tsy aloha. Ka mipetraka ihany ilay olako : dia ny fitadiavana fomba fandefasana entana.
@lejoba: misaotra @'ilay SCAC. Ndeh hadihadiako ny amin'io.
Ny saina indray dia efa vonona ny hody 'ka :). On n'est jamais mieux que chez soi :).
Misaotra ny mpi-forum nandray anjara rehetra koa

11. malalanao
(
05/03/2009 22:14)

@bazylou: ny inona moa io laharana finday io kay? société sa olon-tsotra?

12. bazylou
(
05/03/2009 23:24)
sady olo tsotra io no société satria olona iray ihanyno ao anatin'ny sociétény.
Antsoy izy dia homeny valiny sy solution ianao, na andefaso sms izy dia valiny ianao.
:D

13. rasmanirina
(
25/11/2016 20:11)
Manahoana , izaho mitady olona mba mande matetika Paris -Dago mba afaka andefasana entana matetika , mba hifanarahana ny kilo ny entana , misaotra mialoha