MARENINA @ IZAY ELA RY ANDRY TGV FA...

1. pimaso ( 28/02/2009 09:57)
TSY AFAKA NY HANAMPY AN LA INTSONY RATSIRAKA HATRETO
NA HIKORIANA HOATRAN NY RANO N IKOPA AZA NY RAN LISANY TGV TSY MANKAIZA INTSONY LISANY
TAPITRA NY TOLON ADALA SAMY ADALA
VONOINAY TANANARIVO ETO LISANY 10.000 PERSONNES IREO
HO HITAN LISANY EO @ IZAY MOA IZANY
NINIA TSY NITENY IZAHAY H@IZAY
TAPITRA NY TOLONA ADALA TOMPO
:twisted: :evil: :twisted:
;-)
;-)
;-)
2. xxx ( 28/02/2009 10:02)
izahy indray ry letia tgv foana an,arytsy hanaiky izahay,t@ 26jhanvier feno olouna be diabe manaraka anay efa lo an'i le8 efa 200.000perso,fampitandremany iny hoan ra8 mpamono oulanareo io handaomoa
3. pimaso ( 28/02/2009 10:16)
EFA NOMENA VARY SY MENAKA SY KITOZAN OLONA LESY LISANY T@ INY A; TSARA TSODRANO INY, MBOLA NAMPIANA ENTANA @ GRANDE SURFACE SY PRODUIT TIC SA TSY HAY AKORY NY MAMPIASA AZY?
TAPITRA IZAY NY ASAN JIOLAHY SY DAHALO
MBOLA VAO EXTRAIT NO NASEHONAY AN LISANY T@ 07 FEVRIER DIA MIBARADAKA SAHADY LISANY
TONGAVA HOA ENY IAVOLOHA RAHA TENA HENJANA DIA MITONDRA BASY, SALAKA SY PILOTRA, RANO , POMPIER, AMBULANCES ANJATONY, VATAPATY ANALINY, SARY TAPAKA HASEHO ENY @ 13 MAY FARANY...
ANTIJIOLAHY
;-)
;-)
;-)
4. xxx ( 28/02/2009 10:16)
poamaso !! pfffff !
5. xxx ( 28/02/2009 10:34)


mbol pfffff !
6. Oay ( 28/02/2009 10:36)
pimaso sa kely maso haniri ohatran'ny anana atsy hoa atsy eto Madagasikara, ho tonga ihany ny fanirianay:
Foana ny fivavahana kristianina
Tapitra ny Malagasy fa lasa kely maso daholo ny mponina
Ny anay moa efa tsy olana satria efa hitanareo fa européenne ny vinantonay vavy.
Ny zokinay hiaro anay na hanao toa ny tany Rwanda aza izahay.
D amin'ny farany izahay sisa no tena Malagasy vitsy an'isa taranak'andriana tafanjanona miaraka @ kely maso eto Madagasikara.
7. xxx ( 28/02/2009 10:38)
TSSSS TSSS
8. xxx ( 28/02/2009 10:50)
Oay ty hevitr'i Oay pffffff !
9. xxx ( 28/02/2009 10:53)
EFA NOMENA VARY SY MENAKA SY KITOZAN OLONA LESY LISANY T@ INY A; TSARA TSODRANO INY, MBOLA NAMPIANA ENTANA @ GRANDE SURFACE SY PRODUIT TIC SA TSY HAY AKORY NY MAMPIASA AZY?
TAPITRA IZAY NY ASAN JIOLAHY SY DAHALO
MBOLA VAO EXTRAIT NO NASEHONAY AN LISANY T@ 07 FEVRIER DIA MIBARADAKA SAHADY LISANY
TONGAVA HOA ENY IAVOLOHA RAHA TENA HENJANA DIA MITONDRA BASY, SALAKA SY PILOTRA, RANO , POMPIER, AMBULANCES ANJATONY, VATAPATY ANALINY, SARY TAPAKA HASEHO ENY @ 13 MAY FARANY...
ANTIJIOLAHY



diso io letsy fa produit TIKO io no fanoratra oe TIKO a
10. xxx ( 28/02/2009 10:54)
:-D :-D :-D
11. xxx ( 28/02/2009 10:58)
TSY AFAKA NY HANAMPY AN LA INTSONY RATSIRAKA HATRETO
NA HIKORIANA HOATRAN NY RANO N IKOPA AZA NY RAN LISANY TGV TSY MANKAIZA INTSONY LISANY
TAPITRA NY TOLON ADALA SAMY ADALA
VONOINAY TANANARIVO ETO LISANY 10.000 PERSONNES IREO
HO HITAN LISANY EO @ IZAY MOA IZANY
NINIA TSY NITENY IZAHAY H@IZAY
TAPITRA NY TOLONA ADALA TOMPO





de mbola diso iany ndray lesy pimaso a! raha manoratra oe Antananarivo de tsy ampy An.. satria teny gasy de raha teny vahiny ndray de tokony oe Tananarive mifarana e fa tsy a
12. Oay ( 28/02/2009 11:01)
xxx:

Oay ty hevitr'i Oay pffffff !

Io ilay hevitra samy manana, ry xxx a!
_Tsy misaro tava fa tonga d milaza izay tiany lazaina,
_d manazava koa izay lazainy fa tsy manao pffffff ! rehefa tsy manankambara, _d tsy matahotra koa na hisy anaraka aza ny IP (Raha efa misy mahavita mipiraté an'izany eto d ataovy d tongava tanampolo fa horaisin'i Oay antanampolo fa aza miaraka @ basy fa Oay tsy manana basy fa basy rano ny anazy an! hihihi....).
13. xxx ( 28/02/2009 11:08)


Oay de mbola -pfffff !
14. Oay ( 28/02/2009 11:18)
xxx:



Oay de mbola -pfffff !


Ka inn moa izany ry zandry kely fa d pffff tsisy kozy bobaka holazaina ny diosezy fa d mitogaigy eto ity klé.
15. xxx ( 28/02/2009 11:21)



pfffff ! farany
16. Oay ( 28/02/2009 11:23)
xxx:




pfffff ! farany


Aza atao farany ry zanjy kely fa efa tsy ho ela a!
mijanona kely aloha d hohitan'i zanjy hoe ahona ny avy ety Anjano.
17. andrywui ( 28/02/2009 11:26)
Oay !!!!! tena misy resaka somary masirasira kely nareo sy Noue atsy klé !!!!! miakara kely ao anie nareo e !!!!!!! gaigy ty !!
18. Oay ( 28/02/2009 11:28)
Fa ahoana lety ry zandry andrywui, miarahaba an'elah alou fa efa ela izay tsy nihaonana teto zay klé.
19. andrywui ( 28/02/2009 11:31)
Ahoana ra- Oay a!! aona ko ty kozy ts d mlam ao ambon ao ty ra-Oay a ? hejana ndray zany kléé!!! de inona ony ny any !! mbola tssy mitifitra aloh zahay hatrmzao ry Oay fa hendry be ny pokna a!!
20. Oay ( 28/02/2009 11:35)
andrywui:

Ahoana ra- Oay a!! aona ko ty kozy ts d mlam ao ambon ao ty ra-Oay a ? hejana ndray zany kléé!!! de inona ony ny any !! mbola tssy mitifitra aloh zahay hatrmzao ry Oay fa hendry be ny pokna a!!


Milay lesy izany klé, "ny hery lesy ry zandry tsy mahaleo ny fanahy" fa tsy afeniko an'elah aloha fa tena manahy mafy za klé
_aleo ary ambadika ary no miresaka fa eto koa lasa voretra be fa efa saika tratrako ilay ranamana teo fa tsy ampy kely ny fotoana fa aza matahotra elah, fa aintsika ity kozy ity é, aterineto lesy ity a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3572