lasa zone rouge eo @ place du 13 mai...
1. ifiona
(
27/02/2009 13:57)
"15H00 : Pas de sit in ce jour des pro tgv. Ils donnent rendez vous samedi Place du 13 mai. La place a été déclarée zone rouge par l'Etat"
hein! tsy te hahita fatin'olona za radem klé..... :(

novalian'i xxx ny 27/02/2009 17:40
2. Noue
(
27/02/2009 14:01)
sy ny eny mahamasina koa ee ! aleo retsy ho zone rouge fa mijaly ny mpiasa sy ny mpivarotra aaa !!!
3. andrywui
(
27/02/2009 14:11)
Resaky ny ny inona re no azoko ilazana ny resk'izy roa ato e!!?? an an an aleo ah ts hiteny sao bedy eo ndray oe zao ee zao ee!! salut Ifiona !!! iNoue efa hitako tam maraina !!
--de maninnn raha ataonreo z.rouge daolo ary ny arabe rehetra e!! de afapo tsara amzay fa anareo ny tanana !!! tadidio anefa fa ny olona efa niova fa tsy manaiky be fahatany fotsiny izao ,, hafa ny taloha hafa le oe "":misia mitokona eo anie hianareo eee!! ahitanareoazy kely ! ....zay no mba teny azo rehefa mba misy tsy tanty ka hangataka na hitaraina ze maharary ny vahoaka !!! zay aloh ry izy roa fa toa de lasa ambositra be loatr et ah

5. ifiona
(
27/02/2009 14:18)
fa zay mba olona 3 000 ve no miseho mpanjakan'ny lalana mampitahotra ireo olon-tsotra e? ny olona efa leo ka te hilamina!
sady ny mpanara dia an'i tgv koa anie efa mihavitsy sy mihakely toy ny fehin'antitra hozy andribe zay! maika fa niampy an'ilay hoe nihaona t@ ravalo dia tezitra taminy ny olona sasany hoe maninona no tsy nanontany ny hevitray! he he he ataovy bye bye dieny zao i tgv ry wiwiwi f'efa miala aina izy zany

7. andrywui
(
27/02/2009 14:21)
Noue anie lety vavy kely foan hatramzay fa traité -ko ho lahy ref mresak aminy amzay afaka kopahana tsara e!! zay no anaovako azy elah sy lety amzay maharary tsara izy voaniny!! izy ko azo ampihinanina tsara fa mahatanty ka !
8. xxx
(
27/02/2009 14:23)
ah bon lasa jaune rouge hono ny 13mai donc lasa orange izany hihihihi,dia efa homany ny vata paty asiaa voasary dem1
9. ralalaina
(
27/02/2009 14:45)
Tsy olana aminay io na zone rouge aza faizay tsy maintsy tonga eny @ 13 may e! tsy mila eo izahay raha tratra ny tanjona
RA8 miala
RA8 miala
10. andrywui
(
27/02/2009 14:49)
Slt ralalaina !akamako zany !! efa henon'lah ve ny vao2 momban rangorivao lety ? nasianndra-hery ny daka brodekin tao ané lery de votsotra tao e! angah izy eo tsony zao !! fa mety manaraka ny adihevitrolona eto sisa ataony any fa tsy maaz manoratra tsony lery !! tena nidiran'andro lery e! tsy efa novakianlh ve le eo ambany io e
11. klitika
(
27/02/2009 14:53)
Nefa Ralalaina amin'io tsy tonga eo amin'ny 13 Mai, fa misitrika any an-trano dia eo ambody masinina no mikozy
Sao dia hoe tsy hiala eo ambody masinina ary ela, fa tsy afaka mankeny amin'ny 13 Mai intsony

12. andrywui
(
27/02/2009 14:57)
hoy klitika mantsy an'i ralalaina
mbola tsy androany ane zany samedi kozinralalaina zany fa mbola rahapitso e!!! mbola zoma androany klitika a!! ka afaka maketo amin'ny forum alo i ralalaina anio mananatra sy manafay eto ! fa rahapitso izy manao tenu de combat be ! zay fa nangovitra klitika !
Nefa Ralalaina amin'io tsy tonga eo amin'ny 13 Mai, fa misitrika any an-trano dia eo ambody masinina no mikozy
Sao dia hoe tsy hiala eo ambody masinina ary ela, fa tsy afaka mankeny amin'ny 13 Mai intsony
mbola tsy androany ane zany samedi kozinralalaina zany fa mbola rahapitso e!!! mbola zoma androany klitika a!! ka afaka maketo amin'ny forum alo i ralalaina anio mananatra sy manafay eto ! fa rahapitso izy manao tenu de combat be ! zay fa nangovitra klitika !
13. xxx
(
27/02/2009 15:06)
mbola ato lesy i rangoryvao raouioui an,toa tsy tonga ela t@ le rdv teny @ 67ha t@ maraina teo :evil: :evil: :evil: nefa be vava ery alina
14. ralalaina
(
27/02/2009 15:06)
ho avy eny za raklitika fa aza matahotra ela,miaraka coktail molotov hanamparitahana izay miaramila miseho ho be monkondoha any
15. andrywui
(
27/02/2009 15:14)
salut les klitika !! inona no tianlah teneninn ? hanao rdv amlaisany aon ah !! ko raha ts inonnn letsy ko ho tonga any M/car vetivet eo ah nef za aty france lety e !! fa klitika ko anga mitady ah ??? iona no hitadiavanlah ahy les ? mis kandra aga any ?? sa mis bizna milay hiarahatsik mtsamy ?
16. Andribe
(
27/02/2009 15:47)
andrywui:
salut les klitika !! inona no tianlah teneninn ? hanao rdv amlaisany aon ah !! ko raha ts inonnn letsy ko ho tonga any M/car vetivet eo ah nef za aty france lety e !! fa klitika ko anga mitady ah ??? iona no hitadiavanlah ahy les ? mis kandra aga any ?? sa mis bizna milay hiarahatsik mtsamy ?
kay lety tsy eto madagasikara akory hitako no be taimbaka hoe tgv a tgv ndana manry fako fa tsy misy hilana an ela mpihantsy koa eto @ serasera fa tssss
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
17. andrywui
(
27/02/2009 16:31)
eto M/car ah letsy adribe fa inon ary ty tonga fofona be ty ! sa hiarakaisika lahyrapitso andribe hoeny am 13mei de andrasako eo am gara elah am 10h30mn ! de mba hirozy eny isika lahy ?? aona lety handé ve elah é !! ??
18. ifiona
(
27/02/2009 16:51)
andrywui: hihihihi!
o ry reto a, i Noue efa miteny andro aman'alina eto hoe aza manaiky atao sorona ntsony, tsy efa dinika firifiry zay no nataony momban'io, ka mba tsy hisian'ny sorona ntsony re ry reto dia aza mankany @ 13 mai fa tsss matimaty @na pà fotsiny hozy Dolin zay

19. ifiona
(
27/02/2009 16:54)
oay zay vo hitako vao teo fa
18:55 - Il n’y aurait donc pas de manifestation sur la place du 13 Mai demain
parce que
18:50 - Haile Menkerios a déclaré qu’Andry Rajoelina est finalement prêt à revenir à la table des négociations