Mitady sarin'i Lalatiana sy Rolly Mercia ary Ismael

1. bezoky ( 26/02/2009 19:03)
Ary mba sao dia mba misy afaka mandefa eto ny sarin'ireo Mpanao gazety Malaza amin'ny fanovana ny vaovao marina ireo ianareo fa mba te ahalala azy ireo izahay :
_ ROLLY MERCIA
_ LALATIANA
_ ISMAEL
_ RASOAVA

Misaotra mialoha
novalian'i xxx ny 27/02/2009 08:21
2. xxx ( 26/02/2009 22:51)
tsy misy ooo namidin i tgv sy ra8 lafo be reny =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. rangorivao69 ( 27/02/2009 02:11)
andribe aza mihomehy foana leisy elah ;-)
4. xxx ( 27/02/2009 08:21)
anlà anga ra mihome zahay e ny anlà karakaraina fa ny an'ny bandy zay no revinay baina a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077