Ny Katolika sy ny Fiangonana HAFA

1. xxx ( 26/02/2009 15:58)
Ny Katolika :
Ny Fiangonana manana ny AMPY indrindra eto Madagasikara (...) Izy no isan’ny mpikarakara ny mahantra (Père Pedro sns...)...
Manana ny maha izy azy tokoa izy, nohon’ny fisian’ny fanampiana avy any ivelany, izy no manana tany be indrindra eto Madagasikara (misy ireo sekoly malaza SAINT François Xavier, Sainte Famille sns... tsy voatanisa ...) raha ampitahaina @ fiangonana sasany. Firy % ny tany ao @ ville Fianarantsoa moa no tanin’ny Katolika ? (Tambohobe, Ambatomena, Kianjasoa sns ...)
Ny fiteny frantsay no tena nampisongadina ny sekoly KATOLIKA, ary nireharehany mihitsy izany. Ny filoham-pirenena hatramin’izay rahateo moa saika KATOLIKA avokoa, hafa tsy ity raika LAHY ity.
TSARA TOKOA IZANY SAINGY :
Ny mahantra rehetra ve no nahazo tombotsoa t@ izany? Ahoana ny critère nanangonana ireo mahantra ireo? Satria mantsy betsaka ihany no mbola mandeha eny rehetra eny. Inona no takalon’ny fanaovan-tsoa eto Madagascar ? Maninona ny sekoly malaza ireny no tsy azo hianaran’ny mahantra? Anontaniana mihitsy ny asan’ny Raiamandrenin’ ny mpianatra sao tsy mahavoaloa saram-pianarana, ary raha vao tsy mahaloa tonga de... Maninona no tsy afaka mikaroka hafa tsy ny fanaovana asan-tanana ireny mahantra no taizaina ireny fa tsy mba nisy nomena chance hiakatra ambonimbony ? Sa izay ihany ve no sahaza ireny ? Tsy misy asa ratsy tsy akory, fa na izany aza misy ny asa karazany hafa.
SAO KOSA ARY dia hanafenana fotsiny ny fanondranana ny harenan’ny gasy antsokosoko @ alalan’ireny valise diplomatika ireny ? Asa aloha ko???...
Marina aloha fa olon’Andriamanitra izy ireny, saingy OLOMBELONA ihany koa ary ny fiaraha-monina mahita ny adalana ataon’ny sasany. Ka noho izany tsy azo itokiana ny FIJERY IVELANY.
Ny Fiangonana hafa :
Ny rakitra no mba hany fivelomany. Ny Ezaka ataon’ny mpiangona ao ihany no mampiroborobo na tsia AZY. Tsy de afaka nijery ny mahantra loatra izy, fa sahirana @ ampahafolon-karena (...) fomba filazako azy fotsiny io fa samy nanana ny fomba fiadiny. Mba manana ny sekoliny koa izy ireny ka t@ ity fitondran-dRavalomanana ity no tena nampiroborobo azy ireny noho ny fanampiana avy taminy. Isany tena nisongadina t@ izany ny sekolin’ny FJKM satria mazava loatra fa @ io fiangonana io no iorenan’ny finoan’ny FILOHA. Ny olana anefa dia noraisin’ny mpitazana fa fanavakavahana teo @ fanomezana fanampiana ny fiangonana izany (...) Samy manana ny fijeriny ny @ zay(...)
Fa ny ahy ny hevitro manokana de izao :
Na inona na inona ezaka ataonao, hanatsarana ny manodidina anao, de tsy maintsy misy manakiana anao foana. Fa ny tsy manao ihany no ratsy.
Milaza moa ny sasany hoe tsy tokony hifangaro ny raharaham-piangonana sy ny raraham-panjakana. Marina izany saingy samy manana ny fiheviny ny atao hoe fifangarohana. Moa ve izany tsy tokony hivavaka ny MPITONDRA? Misy moa ny mialaza hoe manompo sampy Ravalomanana, fa hoy zaho hoe : tsy mahery izany ny Andriamanitry ny fiangonana (FJKM indrindra indrindra) fa afaka hijoroan'ny mpanompo sampy. Ary tena matanjaka mihitsy angamba ny devoly ao amin-dRavalo fa na ireo mpiandry teny @ minisitera aza tsy nahafaka azy (...) Sa moa devolin'iza no nesorina teny???
Amiko ny fikomiana dia mahatezitra an'Andriamanitra ka mahavoasazy. Manajà hoy ny voalaza ny mpitondra anareo.
...1991, 2002 (...), 2009...
"Omeo an'i Kaisara izay an'i Kaisara de omeo an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra."

2. Noue ( 26/02/2009 16:23)
Ary tena matanjaka mihitsy angamba ny devoly ao amin-dRavalo fa na ireo mpiandry teny @ minisitera aza tsy nahafaka azy
tsss !! k'ita fa rediredy zany eee !! mpiandry aaa mpiandry tsss !! ny devoliny aloha no hasaivo halany voalohany !! ny olona mpilalao @ devoly zany no tena :arrow: amiko aloha dia Jesoa nilaza oe IZAHO ihany no MPIANDRY TSARA !!!
3. xxx ( 26/02/2009 16:27)
F'angah ry Noue tena misy devoly zan tokoa Ravalomanana ? ary enao zao ry Noue vao naharenesako anzany hatramzay ,de tompoiny ve io devoly ao aminy io sa miditra ho azy ao ankibony ao ry Noue ? ary ianao mahalala zavatra a, de afaka esoriny ihany zany devoly ao aminRavalo io sa tsy afaka tsony ? de izy ve tsy gafian'ilay devoly ry Noue ?
4. xxx ( 26/02/2009 16:31)
Hen mahamay zany mahamay zany , fa ny mba hanampiako azy de zao e ! raha araka ny tenin'Atra dia samy tsy mbola mahatabteraka ny sitrapony ireo fiangonana roa lehibe ireo , fa @ mbola fankasitrahako sy @ maha mbola ny filoha ny Ra8 dia ny hampirisika azy ny hampiroborobo ny fitoriana ny tenin'ATRA zay fa ny mpanongana dia mazava fa avy @ devoly izany tsy eo anatany mitsy no fanjakana andrandrain'Atra mahereza e!
5. Noue ( 26/02/2009 17:19)
xxx:
F'angah ry Noue tena misy devoly zan tokoa Ravalomanana ? ary enao zao ry Noue vao naharenesako anzany hatramzay ,de tompoiny ve io devoly ao aminy io sa miditra ho azy ao ankibony ao ry Noue ? ary ianao mahalala zavatra a, de afaka esoriny ihany zany devoly ao aminRavalo io sa tsy afaka tsony ? de izy ve tsy gafian'ilay devoly ry Noue ?
rehefa tsy mahazo resaka dia mandinihy tsara aloha eee !! milaza aho oe tsy ny tgvendrana ve no nanao sorona ireny mpiandry ireny oe handrapaka ny ministera ary hanala devoly eee ??? k'inona zany devoly nalany tao zany ??? nisy ??? nahazo ministera zareo ??? tsss !! amiko aloha dia manalabara-tena ireny oe mpiandry ireny eee !! tsy hita moa fa nataon'tgvendrana sorona dia nanaiky kooo !!!


6. xxx ( 26/02/2009 17:30)
Tsy azoko tsara lé fanazavanao azy io ry Noue , fa i Ravalomanana ve mpiandry ? sa vao noraisina mpiandry ? de izy zany ry Noue le oe tokony alana devoly nolazainao ? ka Ravalomanana anie ry Noue ra Tenenina anzany de tsy hanaiky mitsy izy oe misy devoly e, tokony ho entina amireny sekta reny angamba Ravalomanana io ry Noue o?
7. Noue ( 26/02/2009 17:49)
ao aza fa averiko eee !! hoy ny voalaza tetsy ambony
Ary tena matanjaka mihitsy angamba ny devoly ao amin-dRavalo fa na ireo mpiandry teny @ minisitera aza tsy nahafaka azy
dia hoy aho oe
tsss !! k'ita fa rediredy zany eee !! mpiandry aaa mpiandry tsss !! ny devoliny aloha no hasaivo halany voalohany !! ny olona mpilalao @ devoly zany no tena
midika zany fa oe nataon'tgvendrana sorona ireny oe mpiandry ireny ary devoly inona hono no nalany tao @ ministera ??? io ve dia tsy azonao kosa eee ??? fa nga tsy oe mpanala devoly ireny mpiandry ireny eee ??? nefa zao nahazo ministera ve ry zareo na dia nolazainy aza fa devoly no napetraka tao @ ministera ???? dia izay no nolazaiko oe ireny olona mpilalao @ devoly ireny no tena misy devoly eee !!!
8. andrywui ( 26/02/2009 17:56)
Azoko tsara mazava !! ary haiko tsara sy mazava hatram voalohany zany letsy ry Noue a!!!! fa elah diso fanatik loatra andra8 ka mila faizina kely !! manahoana Noue ! vaovao !! ary elaela tsy hita a! sa mitsoatsoaka ra vao mahita ahy elah ? matahotra ny ho amphinaniko ve ?
9. Noue ( 26/02/2009 18:23)
ary maninona ialahy no miafina miditra à io XXX klet'ieee ??? fa nga dia efa tsisy azondamosina intsony dia miafina ??? sa matahotra ialahy fa ho vita matavy i tgvendrana leisy eee ??? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) izaho koa leity mahay miaro tena fa tsisy hatahorako an-lahy eee !!! :-D :-D :-D :-D
10. andrywui ( 26/02/2009 18:25)
an an an tsy za ane io fa mba mamaly an Noue fotsiny ah fa vao zao ah no tonga e!! de ianao no hitako teo voalo de nidirako
11. Noue ( 26/02/2009 18:27)
:-D :-D :-D :-D
12. andrywui ( 26/02/2009 18:38)
ary inon no mampime anao amzany ? fantatro ane ity!!
ianao no hitako teo voalo de nidirako
marina sa tsia ???
13. Noue ( 26/02/2009 18:44)
didy jadona ve ??? :-D :-D :-D :-D :-D
14. andrywui ( 26/02/2009 18:51)
an an an fifandaminanana ka !!

:@ :@
15. Noue ( 26/02/2009 19:32)
dia izany ve dia mampifoka klet'ieee ??? :-D :-D :-D :-D
16. fijo ( 26/02/2009 19:43)
firenena no resahina eto sa devoly e???toa mifangojo be izy izany kle???very aho marina
17. tafondro ( 26/02/2009 20:35)
Araka ny hevitrareo ,mpiandry inona no ataon'ireo olona ireo ?mpiandry ny maditra vé sa mpiandry ny mpanohariana ?
18. xxx ( 27/02/2009 00:42)
miandry ny adiresinialhy exacte aho fa tsy mila mifamaly zao dia izao precizeo tsara
19. rangorivao69 ( 27/02/2009 02:12)
avoahy ny ps lesy sarimbavy a :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1107