manina

1. sitlo ( 26/02/2009 10:34)
Izaho izany mba tena manimanina maintsiny nefa bedy.
2. fahamarinana ( 26/02/2009 10:45)
:arrow: fa manina an'iza angaha hono sitlo dia bedin-jovy koa , tonga amin'ilay hira hoe "izaho zany arô da manina e! Izaho izany arô da manina e! "....aza manam-be r'ise a! (l)
3. sitlo ( 26/02/2009 11:09)
hahaha, tsy azoko ange ny dikan'izany manam-be fa dia aleo tsorina ny marina eh.

Manimanina olona maromaro aho kanefa raha vao miresaka amin'ny iray aho dia tezitra ny iray, dia rehefa elaela indray dia manina an'iny indray aho dia tezitra indray ny iray, dia indraindray indray izaho no tezitra dia manao ilay izy. :-D :-D :-D

Sao dia misy fanafodina fivikana any ho any?
4. sitlo ( 26/02/2009 11:11)
manao cycle no saika noteneniko teo fa toa misy filtre-na teny frantsay koa izy izany :twisted:
5. fahamarinana ( 26/02/2009 11:47)
:arrow: sitlo : k'angaha haiko koa ny dikan'ny aza manam-be fa tahak'izay foana no fiteny kouh...
fanafodin'inona hoe e !...taoko aterina eny amin'ny 18 fontsiny hono fa tsa misy fanafody zany !...ary rahatoa atambatra daholo dia iarahana miresaka amin'izay tsy misy jaloux...:) (l)
6. sitlo ( 26/02/2009 12:23)
Mila ny FFKM angamba aloha izay dia mankely amin'ny falda vao hety kanoa.
7. Mirananirina ( 26/02/2009 13:02)
Manimanina olona maromaro aho kanefa raha vao miresaka amin'ny iray aho dia tezitra ny iray, dia rehefa elaela indray dia manina an'iny indray aho dia tezitra indray ny iray, dia indraindray indray izaho no tezitra dia manao ilay izy.

miramirana foana hoa ny fiainana e
8. Fanampy ( 26/02/2009 14:37)
za koa aza mba manina anlè olona mpandoko izay klé anona a.
9. sitlo ( 27/02/2009 00:02)
hahaha mpandoko
10. lasa ( 07/04/2009 16:50)
Fahamarinana a!Miangavy mafy,antanandroa mihintsy raha azonao atao mba omeo ahy ny anaran'ny Artista nanao an'io hira:" izaho zany arô da manina e! izaho zany arô da manina e!" tena hotahian'ny Tompo rangaha ianao mba lazao a!Misaotra mialoha. :-*
11. ninichantal ( 20/05/2009 05:56)
Raha manina anay ianareo ...oe ozy Rossy d ataovy malaladalaka ny trano e. Raha ny trano no anareo d ny tokotany no ataovy anao sy ilay iray. d ataovy revy par silence ry zareo ra mety a. mety ho manimpofona daolo ané ra hainao lé manondraka lay ao anaty vazy ao antrano na lay ery antokotany koa e ; misy ny fahabangana tsinona d manina o. lol
Lasa mampalaelo b ané enao ra manimanina fona e.
Lalam-piainana io fahamaninana io ané e, satry ny tantara d mipetraka na miezaka ny anadino aza. ka courage fona e.
Manantona miafina na antsoy miafina ary lé mahamanina ra tsy mety atao anaty vazy na eny antokotany izy e d resao d afaka alaelo kelikely enao. za koa mahay miteny fa tsy aiko akory lé manala manina io; za koa aza mba manina anlé otrotrizay fona. lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6321