Tongasaina ny olona dia inona ny hevitra atao?

1. Noue ( 26/02/2009 09:33)
soahiany fa tongasaina ny olona tsy ho atao SORONA intsony ka inona indray ny tetika mba ahazahoana olona eee ???

* Andry TGV appelle ses partisans à venir à Mahamasina jeudi à 10h pour « destituer » le PDS Guy Rivo Randrianarisoa

*11H30 : Andry Rajoelina n'est pas encore arrivé à mahamasina

*12H15 : Andry Rajoelina est à Mahamasina

11H25 : Les Tgvistes appellent les employés de la Jirama à la grève.

*12H16 : Lancement de bombes lacrymogènes à Mahamasina par l'Emmonat ( forces de l'ordre )


dia rehefa hita fa tongasaina ny olona mba tsy atao SORONA intsony dia mody ny mpiasa ny Jirama no hasaina tonga mitokona eny Mahamasina eee !!! dia zao ny vokany

*12H16 : Lancement de bombes lacrymogènes à Mahamasina par l'Emmonat ( forces de l'ordre )
novalian'i TEGEVE ny 26/02/2009 14:21
2. Noue ( 26/02/2009 09:52)
dia izao no porofo fa kay tsy teny mahamasina akory i tgvendrana fa mbola ny olona ihany no natao SORONA tsss :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
3. tsiafoi1 ( 26/02/2009 09:53)
- Nisy tsena ve teny Mahamasina ry Noue?
- De ahoana ndray tsy afaka nivarotra ny olona? Otrinona indray ny fatiantoka anio?
4. ralalaina ( 26/02/2009 10:02)
izay fatiantokoa indray andro ve, tsy mampamanino raha izay no hahafaka ity didy jadona ity,7 taona aza maty antoka foana,ampy izay fa aleo mba ihainy izahay madinika,fa nareo RA8 mba ahirato kely ny maso sa jamba ny fanagalarana koa
5. tsiafoi1 ( 26/02/2009 10:28)
ralalaina a, ndana ise mandeha eny Mahamasina fa aza mandany andro ato, fa any mila olona ny tolona.
6. nyavo2000 ( 26/02/2009 11:04)
Ny ahy aloha de tsy asiako koà intsony na maty any daholo aza ireo Jiolahimboto ireo, efa be izay fananarana izay.

EMMONAT tifiro ry zalahy a! ataovy levona !
7. bsoa ( 26/02/2009 11:28)
za d mitovy hevitra aminao fa le ralalaina io ve manantena ny hahazo inona @ TGV raha io no mba ho lasa président sa mba homeny toerana ao @ ministera foza orany ? aza manantena tsy misy ralalaina a ! :roll:
8. Noue ( 26/02/2009 11:30)
tsiafoi1:

- Nisy tsena ve teny Mahamasina ry Noue?
- De ahoana ndray tsy afaka nivarotra ny olona? Otrinona indray ny fatiantoka anio?
nisy ny tsena saingy tsy betsaka oatran'ny taloha ireny ! ilay izy anie tetika efa nojerevan'io tgvendrana io eee ! ny alakamisy tsena eny mahamasina ary efa fantany tsara fa tsy ahazo kil izy @ io satria efa tongasaina oaaa ny olona eee ! dia io andro alakamisy ho feno olona eny mahamasina @ tsena io no natao fika kanjo inona no niseho eee ??? RAVA !!!! lacrimogène no nandravana ny tetika efa fantatra fa tsy ahomby !! sady inona koa ??? natao sorona indray ny olona fa io tgvendrana io tsy tany akory tssssss


:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: ! mba tongasaina re olona ooooo ! aza manaiky ny ataon'io tgvendrana io ho SORONA eee !!!
9. xxx ( 26/02/2009 11:47)
Rehefa tsy mahita rirany avy any Mahamasina any zao ireo Jiolahy TGV-iste ireo de hitonatonana hitady handroba aty amin`ny Orinasanay aty indray , aleo ho avy eo hanaovanay azy kely . Ary manomboka zao dia manaova masque koa lisany jiolahim-boto TGV ireo fa raha azonay mandehandeha irery ety amin`ny sisiny de hahita an`i Jakoba !!! Mandeha par groupe de 200 mantsy ry leirony dia ohatran`ny hoe tena mafy be ery ! Alaivo sary ry zalah r`efa iny mandroba iny a ! de aparitaho hanaovantsika anazy !
10. Noue ( 26/02/2009 11:49)
mba jereo kely ity fikan'jiolahy ity eee

Un partisan d'Andry Rajoelina demande à des passants de rejoindre leur mouvement (AP)

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img27.imageshack.us/img27/672/partisansandrytgv.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img27/partisansandrytgv.jpg/1/][IMG]http://img27.imageshack.us/img27/partisansandrytgv.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
11. nirasia ( 26/02/2009 12:24)
Tsy tafa wa io tgv io fa nareo vendrana mbola manaraka azy io ange mbola hanenina e, sur.
12. Mirananirina ( 26/02/2009 13:00)
za aloha tena tsy ao mihitsy amin'ity ataony tgv ity e.
Tsy tonga tao indray izy nefa ny olona asainy makao dia mety ve izany?????????????
Amin'izay hoa betsaka ny olona maty dia vitsy sisa ny gasy e :x :x :x :cry: :cry:
13. Rafahafahana ( 26/02/2009 13:25)
Zay mety atao sorona no tena adala
14. Noue ( 26/02/2009 13:51)
miandry sary aho io eee ! firy ny olona tao ?? 150 ?? 200 ???
15. TEGEVE ( 26/02/2009 14:21)
ry mpamaky ry pisera

tsy mahita vahaolana intsony izahay raha ny constitutions no arahana ,ka ny tanjonay sisa dia ny hanapotika sy ny hampihoroho ny malagasy ,hanaparitaka tsaho satria ny tenanay ato @ foibe no hatao sorona @ manaraka fa tsy ireo vahoaka madinika nokaramaina ireo intsony (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075