AZA MANAIKY ATAO SORONA INTSONY EEE !!!

1. Noue ( 25/02/2009 20:26)
AZA MANAIKY ATAO SORONA INTSONY EEE !!!


[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img413.imageshack.us/img413/6696/soronaa5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img413/soronaa5.jpg/1/][IMG]http://img413.imageshack.us/img413/soronaa5.jpg/1/w226.png[/IMG][/URL]
novalian'i Noue ny 26/02/2009 13:49
2. xxx ( 25/02/2009 20:31)
fa sao manka ny sezanay

fa sao tifirinay, satria alao matinay ianareo, toy izay simba ny entana ao ambohitsorohitra
3. ralalaina ( 25/02/2009 21:01)
Tsy olana io ranoue raha izay no mampiala an dra8 eo a
4. fijo ( 25/02/2009 21:57)
hay?,?? na hisy faty olona firy aza dia tsy olana fa ravalo miala ihany.ka tsy ny vadiny no alefany eo raha izany?
5. ralalaina ( 25/02/2009 22:06)
izay mihintsy ra8 miala no tanjona
6. xxx ( 25/02/2009 22:10)
Ralalaina ! miandry anlah Rangorivao ao sady efa misefosefo be tsy misy to izany izy ao ka ra kami hifamaly aminy elah de ndeha mitsoak teto fa mande vorimbava mitsy izy ao am hatezerany amlah ,fa ela ony nangalatra ny ps -ny nanao anle Rangorivao96 fosika iny de lagy be lery ao
7. fijo ( 25/02/2009 22:11)
de ndana ary mankeny amin'ny zone rouge de mandrampihaona fa izahay tsy maika hofaty ka
8. rangorivao96 ( 25/02/2009 22:12)
miandry tsika e ,aiza iala Rangorivao a
9. fijo ( 25/02/2009 22:17)
aleo hoeny izay maika ,fa ny anay ny fiainana mbola milay ko
10. andrywui ( 25/02/2009 22:51)
Kay ve tonga ato Ralalaina klé !! akamako zany !! aona lety !! ary taiza foana ela lé !! misy kozy voretra be letsy ato momba anlah fa tsy haiko na efa nifanena tam Rangory elah na rsia !!!! fa mitady anlah efa andro vitsy2 lery zay sad tsy norm amlah alo lery zay ra ny fahitako azy afakomaly zay ka !!! mitandrema iany elah Ralalaina fa biby ane iny e!!
11. ralalaina ( 25/02/2009 22:55)
maivana ireny bainina, tsy ampy hoa niko ireny lesy ry andrywui,fa ajanony alohany ps bobaka any ela
12. kevin71 ( 25/02/2009 23:49)
Ra8 ve no tsi tianao?
Tsy vahaolana anefa ny fanalana azy satria ny fototry ny olana mihitsy no tsy mazava amin'ny sarababem-bahoaka :

taritiko ny ady hevitra : hiverina amin'lay namono teny Iavolo t@ 10 Aout ve sa lasa tsy tsaroana. Mifono odijanakondry Radidy o!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Radidy o!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Maizina sarotra afeny ny alokao Radidyo sady mirimorimo loatra ka tsy mahita lalana ny taranakareo no natao tsy ankijery fa ny anay malagasy mipetraka eto aza sombana intsony e!

Mba aoka izay Radidy o!!!!!!!!!!!! mitady tsy ahomby i Andry dia any @ FFKM indray ianao no mitady hampiditra lay DAF tao @ PROCOPS i David kely

Ny any @ RaOdon mitady directoire ianao fa nga tsy ampy anao ny aindRatsimandrava e?????????????????????????????????????? no mbola tadiavinao ampiana olona hafa koa avelao zahay hihaina milamina Fa Ravalo efa eo zahay koa
13. rangorivao69 ( 26/02/2009 00:36)
raouioui> nilamina ihany ve ny volaneh tao za voan-dry zoulou betsaka ny vavanelà :-D :-D :-D
14. rangorivao69 ( 26/02/2009 01:09)
raouioui> elah aloha @ io sarintena io dia soloy ny tarehintena hoatran'ny ps tena ihany fa raha mankaty mada elah io, eny ivato sarimbavy d manjavona, :-D :-D :-D
15. xxx ( 26/02/2009 13:33)
ha ha ha ha ha ha fa inona mihitsy ry rangorivao no tena tsy aritrao amin'iandrywui io a ,ao ary fa ianao indray no tiako e :* :* :* =)) =)) =))
16. Noue ( 26/02/2009 13:49)
klet'ieeeeeeeeee ! fa nivadika inona indray ity dinika ity eeee ?? :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1016