Roublard ndray ono ra8, sataniste kou

1. diana ( 25/02/2009 08:36)
http://www.assidu-madagascar.org/izao/php/info-news2.0/index.php?id=197

Tena zany izy io an? Refa journaliste karamain ny assidu v zany d afaka manoratra we roublard, sataniste,... ary aiza ny porofo. Oh selon Andriamanjato de mba refa ndray2 kou mba asiana araka ny contrat tam datin'izao, ireto avy ny signataire...
Ary aleo tsorina fa le assidu nge any frantsa ny foibeny e! Sa zay ve le ataon frantsay we liberté d'expression ha3!
De aleo himehazana fotsiny e!
novalian'i Noue ny 25/02/2009 14:12
2. andrywui ( 25/02/2009 08:45)
Fa tao anatin'inn no nahitan'i Diana an'io ??? de innn no tokony ho atao ry Diana fa tena loza
3. diana ( 25/02/2009 08:51)
tam assidu madagasikara e!
le site web an pierrot rajaonarivelo!
Législation frantsay no mi régir azy io, fa le type anle article mitsy no diffamatoire. Manana izay fomba fiasa kou ny mbs tam fotoanandrony fa tsy manompa directement en ligne na zany ary.
Tena mbola wela vô haitsika le atao we démocratie e, ra toe-tsaina ambany b oh zany tsy lasa lavitra.
Tsy aleo v confirmer le we république bananière refa hanova constitution iany rajwel. ha3!
4. Noue ( 25/02/2009 09:48)
site fanosoroam-potaka an'Ravalomanana fotsiny io eee ! Ravalomanana koa anie afaka manokatra site atao fanosoroam-potaka an'zareo eee ! saingy misaona izy ka tsy hanao an'zany eee ! dia hitondra inona zao io ?? tssss
5. Noue ( 25/02/2009 09:49)
MISAINA fa tsy misaona fa nisy fahadisoana eee
6. BOYSGOSS ( 25/02/2009 09:49)
diana:

http://www.assidu-madagascar.org/izao/php/info-news2.0/index.php?id=197

Tena zany izy io an? Refa journaliste karamain ny assidu v zany d afaka manoratra we roublard, sataniste,... ary aiza ny porofo. Oh selon Andriamanjato de mba refa ndray2 kou mba asiana araka ny contrat tam datin'izao, ireto avy ny signataire...
Ary aleo tsorina fa le assidu nge any frantsa ny foibeny e! Sa zay ve le ataon frantsay we liberté d'expression ha3!
De aleo himehazana fotsiny e!


Slt diana,
Misaotra @'io fa ny ahy ny tiako ambara dia izao ny nanimba ny Malagasy na toetsaina io na ekonomika @zay dia ny politika ka zah manokana dia tiako ho fongorana h@'ny fakany ireo satria plus politiciens kokoa ry zareo fa tsy techniciens ka ny politika no moyen entina anangona-karena ka manao zay fomba rehetra hatongavana eo na @ fomba inona na @ fomba inona. Ka ny ahy ny mpanao politika gasy h@'n'izao dia tsy tian'ny tsinay maintiko mihintsy.
Amiko betsaka ny fahotana nataon-dRA8 fa teknisianinina kokoa izy saingy miaro fitivatena ka tokony ho ahitsy. Tsy solution ny fanonganana fa ny manitsy satria zay no ahazahoana zavatra tsara. Momba le assidu-Madagascar dia efa novaliako ary mpanao politika voahongana no tompony ary ireo voatanisa ireo dia anisan'ireo ingredient nahatonga zany ka izay mahatonga azy anao an'io.
7. ngoiha ( 25/02/2009 09:57)
Fomba fiady daholo reny ry Noue a ,aza mba taitaitra am'zany fa tsy maintsy any akady ihany woa ny TRAIN TSY MISY JIRO he he he
8. diana ( 25/02/2009 10:17)
"les linges sales se lavent en famille" hono fa ra avela mandalo ny zavatra oh zao à l'idée de pensée we "rehefa reraka ve moa ry zalahy tsy hisento" dia tena mbola wela e! Kivy a. Zavatra oh no mahatonga anlay revirement à 180°. Nanaratsy an-dRajwel izay tratry ny ainy Rafalimanana, lasan-dRajwel ihany ny mairie n'ny Tana. Ny mpomba andRajwel kou manao anzay amin dra8, na oul tokony tsy momba azy ary lasa mifindra lasy. Le ataon'ingahy mavitrika eto tena sady manaratsy no manompa. Ary raha tena hiongana ra8 noho ny asany tsy maninona fa ny gasy ankoatran Mavitrika mbola manaiky ary dia toy zany foana.
Fa ny olana de zao, satria le iz am teny vahin de zay no hitsaran ny oul ny gasy. Misy fanaratsiana am canard enchainé fa tsy de tena oh zao. fa ty de tena lasa we halako bika tsy tiko tarehy fotsiny tsotra izao.
9. andrywu ( 25/02/2009 11:35)
Tsy mamely ny mamaky ny assidu de madagascar,mpitady seza no ao ry pierrot rajaonarivelo,ny madagate koa torak'izany ary raha mbola mitohy ny liste ,ao ihany koa ny radio mada izay mpanohana be faha tany ny mpitondra,ny viva ny ,topmada,ny antsiva ,samy tsy alehany aleo amaky midi ou tribune mba neutre
10. andrywu ( 25/02/2009 11:51)
Ny president ny assidu iny anie lasa aty madagascar hoe ho lasa minisitr'i tgv de l'education i julien no anarany,aza omena tsiny lery fa leo ny fianana taty france , deçu be nedala dia hanao hoe victim politique dia hanao asil aty france satria ny sutiation eto france misy tsy mazava tsara



11. TEGEVE ( 25/02/2009 11:57)
diso be io site io ,izahay ato @ foibe no efa nangataka ny hanakatonana an'io site fa intox io (l) (l)
12. andrywu ( 25/02/2009 13:10)
TEGEVE:

diso be io site io ,izahay ato @ foibe no efa nangataka ny hanakatonana an'io site fa intox io (l) (l)

aleo izy hilaza izay heviny e,na diso aza angaha ianao hino izay teneniny eo,ny fanafodiny tsy mamaky azy fotsiny,sady raha tsy manaraka ny mpitondra koa angaha moa dia diso sy tsy tia ny tanindrazany e izay foana no lazaina matetika ao @ radio mada sur net


13. Andribe ( 25/02/2009 13:19)
andrywu:

[

aleo izy hilaza izay heviny e,na diso aza angaha ianao hino izay teneniny eo,ny fanafodiny tsy mamaky azy fotsiny,sady raha tsy manaraka ny mpitondra koa angaha moa dia diso sy tsy tia ny tanindrazany e izay foana no lazaina matetika ao @ radio mada sur net



[/quote]
ary kay lery variana mihaino le radio


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. rangorivao69 ( 25/02/2009 13:29)
raouioui>mba mijereva leity vaovao an-tsary ,fa resaka radio sy tsaho mahaiza manavaka ,ary zay no maha mihavendrana tena :-D :-D :-D
15. xxx ( 25/02/2009 13:39)
za ndray tsy manamarina na madiso n'iza n'iza fa mba mandray anjara fotsiny. ity lahatsoratra navoaka'ny assidu ity efa ela efa talohan'ny filatsahn-dravalo ho filoha, noho izany tsy misy tokony hampifandraisantsika azy amin'ny zavatra iainana izao.
fa resaka efa lany andro sy efa feno vovoka io fa simba eo ftsny ny clavier nareo miady hev amin'io

--!!! Vakio ny voalaza ato !!!--

bon lecture !!!
16. rangorivao69 ( 25/02/2009 14:06)
xxx>tsy miverina @ zany ntsony (,misaotra @ fampatsiahivana aloha e,)reny le mauvais perdant ,reo ihany no mpandrisika le botokely lasa fitaovana izao é :-D :-D :-D
17. Noue ( 25/02/2009 14:12)
diana:

Tena zany izy io an? Refa journaliste karamain ny assidu v zany d afaka manoratra we roublard, sataniste,... ary aiza ny porofo. Oh selon Andriamanjato de mba refa ndray2 kou mba asiana araka ny contrat tam datin'izao, ireto avy ny signataire...
Ary aleo tsorina fa le assidu nge any frantsa ny foibeny e! Sa zay ve le ataon frantsay we liberté d'expression ha3!
De aleo himehazana fotsiny e!
dia aza variana mikaroka poubelle retsy aaa ! kozy efa t@ 25 MARS 2004 ve dia io no andaniana andro eee ???


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084